PROBLEM TSEX
64. mandrindra
(
13/01/2006 13:18)
sahirantsaina tampoka angaha i vahinala, ampiaraho izy roalahy raha tsy tapakevitra ny hifidy e, hihihi
73. fijo
(
27/01/2006 21:51)
mifenty.vahinala anie ltia ka efa roa taona hozy etsy ambony etsy no nihafy e.ka sao elah ka sahirana ao
herytae,misy bandy mitady hevitra letsy fa tena raim loatra hono lery,dia ilaozan'ny sipa foana an
herytae,misy bandy mitady hevitra letsy fa tena raim loatra hono lery,dia ilaozan'ny sipa foana an
74. Vahinala
(
27/01/2006 22:46)
fijo > Inn moa no tokony asahirana azy fa tsy azoko e ! :-D:-D:-D:-D
75. fijo
(
28/01/2006 04:21)
vahinala,ka le indry niafy be de mety tsy ahazoana mihintsy ko,inona indray ary.sa mety ahazoana ihany?????
76. Vahinala
(
28/01/2006 15:59)
fijo >:-w:-w:-w:-w Ka za tsinn zany zao efa virja ndray ko !=))=))=))
79. Herytae
(
30/01/2006 10:48)
tsy manahirana marin'zany fa vao maika ary mafinaritra!
Ilay sipa miaraka @ le bandy koa no tena tokony hanamboatra tsara an'i lery e! Io ange miankina @ sipa koa e!
Sa toa misy fanafody fanataràna koa aloha e! any aminareo any andafy any toa betsaka karazany kou! sa?