PROBLEM TSEX
23. vegas
(
22/12/2005 06:29)
fijo> ka tsy ampy raha manao matetika fa manjary ejak's precoce matetika koa. Aleo mizatra rery aloha.
De mba tantarao letsy aloha impiry nimasta elah zay apres nahita ty message ty? tsy vazivazy ny ahy fa mba serieux an, manoro hevitra za.
De mba tantarao letsy aloha impiry nimasta elah zay apres nahita ty message ty? tsy vazivazy ny ahy fa mba serieux an, manoro hevitra za.
25. Vehivavy
(
23/12/2005 08:24)
Mifenty:
diams a marina né le teneniko io é. Lery tsy fantatra oe aiza o aiza am lé acte no miporitsaka i dadatoa.
tapotafiry teneno lesy oe aiza ho aiza am lé izy no miporitsaka nenlah a. any am préliminaire v defa tafa (fa ra ny fijeriko anlah io d otrany tsisy préliminaire a!! disoy aho ra diso), sa oe vao mitsofoka i tonton basile (io ndray saina) sa aiza ho aiza.
Ra tena mila fanampiana lah de omeo tsara ny antsipirihany kle.
Na oa alefaso aty lou le sipa d atorony anlah le izy refaveo.
sa aona diam's??? :-D
Marina mintsy neny mifenty, ny sainy lery no tena tokony amboarina fa lasa aloha loatra angamba par rapport am sex ny, normal ny sipa ra tsy misy tamana satria na isaky ny handeha hanao firaisana aza d mety lasa kivy iz hoe eo ndray zao lety fa 1 2 3 ségé d tonga ny azy. Ny sainao daholo re no mibaiko ny zavatra rehetra am vatan'ny olombelona a, d amboaro ny saina, mahaiza manome fahafinaretana an'ilay olona miaraka aminao.
26. vegas
(
23/12/2005 17:46)
Le fomba fanamboarana saina mintsy no mba atory azy aza fa tsy oe amboary amboary ny saina zany fona!! Tsy mora manambotra saina rahavako isany.
27. Vehivavy
(
23/12/2005 19:07)
vegas:
Le fomba fanamboarana saina mintsy no mba atory azy aza fa tsy oe amboary amboary ny saina zany fona!! Tsy mora manambotra saina rahavako isany.
Le hoe manamboatra saina anie ts hay ny manoro azy fa izy tompony no tokony mieritreritra e satria ny saina hoa no mibaiko an'io, tokony ataony masaka ao andohany fotsiny hoe tsy izy irery no mila fahafinaretana fa ilay olona miaraka aminy koa d zay, mba atao betsabetsaka ny préliminaire ohatra fa ts tonga d avy hatrany d ny anatsofoka no mahamaika ! :oops:
29. sipagasy
(
27/12/2005 06:32)
Am fomba fijery tsy miangatra letsy zala tena resy lahatra aho fa manana tombony ny bandy ra eo amin ny resaka fitiavana miohatra am sipa ra idirana lalina le fomba iainan ny bandy sy ny sipa ny atao hoe fitiavana, sa mba ahoana ny fijerin lisany azy ?
30. ari.malala
(
27/12/2005 11:52)
fijo:
rehefa manao matetika koa dia miha zatra sy hay le mitazona ka.
hehehe, virja mahay an!!! manoro hevitra!:-D
31. fijo
(
27/12/2005 21:59)
ka hevitra fotsiny no atoroko ko;fa raha le fampiharana tsy misy hambara.
sipagsy,fa ahoana?
sipagsy,fa ahoana?
32. sipagasy
(
28/12/2005 06:23)
sipagasy:
Am fomba fijery tsy miangatra letsy zala tena resy lahatra aho fa manana tombony ny bandy ra eo amin ny resaka fitiavana miohatra am sipa ra idirana lalina le fomba iainan ny bandy sy ny sipa ny atao hoe fitiavana, sa mba ahoana ny fijerin lisany azy ?
????? iza nanao an'io fa tsy izaho aloha, ?????
35. mamzelkely
(
03/01/2006 12:18)
misotro coca na minana sakamalao aminaraka de tonga alo be tsony hihihihi:-D:-D
36. fasaly
(
03/01/2006 14:17)
diso manakafy be lotsa toi de tsy mizàra lay atao hoe fahafinaretana de ny an'i toi ihany no fantatry toi de lasa tonga aloha.....de tena tsa tamàna tsony zany ny sipa lol
38. fasaly
(
04/01/2006 05:13)
tsy heo tia maharitra be fa elalea ny sipa vao otsani'zay e! mila kotranina be mahintsy knou!
39. mamzelkely
(
04/01/2006 11:08)
tokony mianatra mitazona zany lery fa ts eritreretiny mits hoe le sipa ko nge mbô otsôtsôtsan'izay koa eee
40. Vahinala
(
04/01/2006 11:19)
mamzelkely:
tokony mianatra mitazona zany lery fa ts eritreretiny mits hoe le sipa ko nge mbô otsôtsôtsan'izay koa eee
Ka nenlery zao mety vao mahita le zavatr'ilay sipa d tonga hoazy ko ! =))=))