PROBLEM TSEX

41. fijo ( 06/01/2006 04:18)
hi hihi,kay kosa nareo mila kotrakotranina be ko.
42. Mifenty ( 06/01/2006 09:50)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.


Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.


Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.


Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
43. Vahinala ( 06/01/2006 19:57)
Oupsss tratra koa i mifenty kle ! :(
44. fijo ( 06/01/2006 20:34)
voafenty i mifenty
45. Mifenty ( 07/01/2006 12:23)
d faly ery kou ry zalah le tsss


tokony mba averin lisany soratana eto zao le mesage ko teo
46. mandrindra ( 09/01/2006 08:42)
izao izany ilay hafatr'i mifenty :
Misy andarikitry ny ...
mba tohizo ry zalahy fa lavabe dia tsy voaveriko a.
47. Vahinala ( 09/01/2006 11:04)
... andraikitry ny kristianina ihany koa mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy fiaraha-mivavaka !

Mifenty > Io no nosoratano tao ko !
48. Mifenty ( 09/01/2006 12:10)
>>za ranga tsy anao am vahinala a

tsy io zany no nosoratako tao fa afa mitsy

ny matonga ny kristiana tsy iara ivavaka d mety misy andraikitry ny fiangonana, ny matonga an'i lery anana problem tsex ndray de misy andraikitry ny atidohan lery mitsy.
49. Vahinala ( 09/01/2006 12:28)
Mifenty > za ange ts mamorona e, fa tratrany bug fotsiny angamba enao d lasa zavatra hafa le nivoaka tao fa tsy ilay nosoratanao akory, tena marina ange zany e, vakio anie io eo ambony eo io e ! :-*
50. Mifenty ( 10/01/2006 09:49)
>>vahinala

mafinaritra anà mitsy oa enao io an.
51. Vahinala ( 10/01/2006 11:01)
Mifenty > :-*:-*:-*:-*:-*:-*
52. Mifenty ( 10/01/2006 18:23)


Vahinala > merci beau coup retsy ah. faly ery aho ary ahita tory tsara zao refaveo.
53. fijo ( 11/01/2006 04:39)
vahinala izao efa hody ,de very eto ny akama le
54. Mifenty ( 11/01/2006 11:34)
kozy v zany le.

ody aona kou vahinala lé?
55. Vahinala ( 11/01/2006 12:02)
fijo Mifenty > Za ange na mody aza mbola mihaona eto am serasera foana tsika e ! Za tsy manadino anareo zany ko ! :-*:-*:-*
56. Duddy ( 12/01/2006 10:42)
Tsetsemana silgôma lty de tsy mora mande a!
57. fijo ( 12/01/2006 20:28)
vahinala,ka sao ndry varina amin'ny fiaonana maherivaika ao ko
58. Vahinala ( 12/01/2006 21:07)
fijo > Nan ka, na mahery vaika aza io zaka foana e, ny akama tsy adino zany ts taitsa twa ! :wink:
59. fijo ( 12/01/2006 21:19)
hummmmm nareo sipa mantsy rehefa mihaona izay ,mangotraka mihintsy
60. Vahinala ( 13/01/2006 08:57)
fijo > Zay aloha e :roll::roll::*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1995