Fa ahoana ary
1. ragany
(
18/12/2005 12:51)
Fa ahoana ary notena fiasan'itony fika itony fa toa tsy ahitana akama mihitsy ry tary aaaa!
novalian'i poly ny 26/03/2006 14:32
10. ari.malala
(
19/12/2005 04:50)
ragany:
Fa ahoana ary notena fiasan'itony fika itony fa toa tsy ahitana akama mihitsy ry tary aaaa!
:-D:-D:-D:-Dfa fika in le mila fantarina ny fiasany alo fa ts mazava e! ento mora ihany e
14. diamondra27
(
19/12/2005 17:34)
aza mody tsy mahafantatra eo ,efa oe le fiasan'ny le fika e! tsy mahita tary izy
17. diamondra27
(
19/12/2005 23:03)
veloo: oay tena voa be za fa tsy mahay teny gasy intsony, heveriko fa hoe tary y avec accent nge le izy kay hoe: tary
misaotra akia a!
raha izany indray no izy de maromaro zany le fika e! mety zay lery vao nanamoly satria oe: mba te ho tary de manontany oe aona ny fika
na koa zay izy vao toxico de tsy hainy le fika e!
na koa zay lery vao nahazo poupée gonflable de tsy hainy le izy fa oe aona ny fika hi hi hi
fika doly zany

19. hesham
(
20/12/2005 01:34)
jennifer nji ty tsy avotsa hitako i herimiafina no tsy mahafoy ahy hihihi:-D:-D:-D:-D:-D
20. jennifer2
(
20/12/2005 02:10)
Iza zao no tsy foin'i herimiafina tsika sy njy?
Mitady 19 any @ herimiafina injay an! aleo omeko "A" mihitsy njy e!
Mitady 19 any @ herimiafina injay an! aleo omeko "A" mihitsy njy e!