Fa ahoana ary
62. hesham
(
22/12/2005 12:13)
Jennifer za efa tsy mamaly anji mbola ny anarako ihany averimberinjy eo .:twisted::twisted:
Herimiafina fa za ve mbola hitanao mamaly eo eeee:twisted::twisted:
Herimiafina fa za ve mbola hitanao mamaly eo eeee:twisted::twisted:
64. mimiso
(
22/12/2005 15:53)
ragany> lasa aiza enao sy ny fikanao no de nilaozanao
haminany fika le akama isany e!
haminany fika le akama isany e!
68. mandrindra
(
23/12/2005 09:43)
le izy resaka fika dia misy mitady azy, dia misy ny teahita, dia ny sasany moa mivanitika fotsiny.
76. ari.malala
(
28/12/2005 07:11)
:-D:-D:-D:-D:-Dfa toa liana b mitnsy mandrindra sy fijo e!! fa ra mila ah d aôna iza no vonona hanome?
77. jennifer2
(
28/12/2005 23:27)
Hoy hesham:
Jennifer za efa tsy mamaly anji mbola ny anarako ihany averimberinjy eo .
Herimiafina fa za ve mbola hitanao mamaly eo eeee
Izaho anie t@ 21 no niteny e! za zao tsy miteny intsony. De za koa aza anaovana tarehy ratsy ohatran'io.:evil:

78. mandrindra
(
29/12/2005 09:15)
ari.malala, tsoahy aloha ilay hoe raha, fa rehefa tena mila dia milazà