Fa ahoana ary
102. mandrindra
(
09/01/2006 16:08)
ka vaovao ny taona no maha falifaly anao; dia ny fahazahoko azy hoe rehefa tonta izany tsy mahafaly intsony.
105. ari.malala
(
10/01/2006 06:46)
ounnn! zay ny anao fa mitomany hesham!!!! mangina ky njy fa in ary no itomanianjy eo aaaa :-*:-* sa malaelo an'i herimiafina nga njy?:-D:-D:-D
106. mandrindra
(
10/01/2006 08:30)
fa ahoana no tonga dia lazain'i ari.malala fa izaho no mampitomany an'i hesham?
hesham ô, amby aloha hibitsika raha misy manohina fa nakahereziko.
hesham ô, amby aloha hibitsika raha misy manohina fa nakahereziko.
108. mandrindra
(
10/01/2006 14:16)
aiza ianao izao fa andefasako taxi haingina hitondra anao any amin'ny gara handray lamasinina
112. ari.malala
(
11/01/2006 05:36)
mandrindra, ts haiko alo fa vao avy niteny enao d nitomany i hesham e!
Vahinala, sa mig mintsy no tiandry haka andry d maharaka ndry e :-D hatr@zaoa lo zany tsisy mahalala le fika fa le i ragany aza ts hita trace tsony ko:-D:-D:-D:-D:-D
Vahinala, sa mig mintsy no tiandry haka andry d maharaka ndry e :-D hatr@zaoa lo zany tsisy mahalala le fika fa le i ragany aza ts hita trace tsony ko:-D:-D:-D:-D:-D
113. mandrindra
(
11/01/2006 10:11)
vahinala, zao ahay mba mhafinaritra fa tsy le grrr be io, sahala amin'ny hanaikitra, matahatsa aho ka
ari.malala, ndana aloha mbô kozio moramora any i hesham hoe nataoko inn hono izy e
ari.malala, ndana aloha mbô kozio moramora any i hesham hoe nataoko inn hono izy e
115. mandrindra
(
13/01/2006 13:33)
ahoana konko zany, eo ianao mikiaka hoe aoyan'i mandrindra io de rehefa mba hantsoina dia tsy mamaly, izany ve no namana le ? hitomany eo koa aho an !!!
120. mandrindra
(
18/01/2006 09:12)
oooeeeee, hanontanio amin'izay ary izy hoe inn no nahazo azy e !!!