Fa ahoana ary

121. jennifer2 ( 18/01/2006 23:32)
hoy mamzelkely:tsisy bedy zany eo ry jenni aaa
zavatra misy detecteur ato koa, de misy mibedy avy eo!

hoy ari.malala;JEnni, zafady ary eeeee tsy tomany tsony an sady eto anie mpinamana daolo tsika eto e tsisy bedy zany, sa tsy zany mou ry mamzelkely?
ka za matahotra koa!

hoy fijo: jenni ko mody bedy eo fa tssss,nefa zao faly ery ao am-po ao.
za ary tena natahotra be koa!

hoy ari: ounnn! zay ny anao fa mitomany hesham!!!! mangina ky njy fa in ary no itomanianjy eo aaaa sa malaelo an'i herimiafina nga njy?

ny filazanjy t@ voalohany ihany zao no nampitomany azy koa! lazainjy fa jennifer sy herimiafina de malahelo be izy.
122. ari.malala ( 19/01/2006 04:45)
mandrindra a, io ef anazavain'i Jenni i ony nampitomany an'i hesham :) sa mbola mila manontany anazy ihany za?
123. mandrindra ( 19/01/2006 09:02)
hay ianao izany no tena nampitomany azy dia natsipinao aty amiko ny baolina an
124. ari.malala ( 19/01/2006 11:26)
ko za v ky nahalala marina fa tô vô avy niteny (nanoratra mo zany no marimarina koko e) enao d nitomany b izy ko:^):^)
125. mandrindra ( 20/01/2006 08:06)
mandehana amin'izay tambatambazo izy
126. ari.malala ( 20/01/2006 11:48)
hesham aaa aza tomany tsony ky njy aaaaaaaaa :-*:-*

afapo mandrindra?
127. mandrindra ( 20/01/2006 15:02)
an an an, za amin'izay tambatambazana
128. jennifer2 ( 22/01/2006 03:03)
hihihihi! mitady mpanambitamby mandrindra an!
129. Herimiafina ( 22/01/2006 05:26)
Raha hitan'ny vady malalako izao zavatra ato izao de matsy tsy tsa-drano eto zah klé. hehehehehe=))=))=))
130. jennifer2 ( 22/01/2006 17:38)
iza le vady malalan'i herimiafina?
131. Herimiafina ( 22/01/2006 17:49)
Mbola tsy teraka izy houzy i mamanay, mbola boule de poils any ankibon-dreniny any, hehehehehe:-D:-D=))=))
132. jennifer2 ( 22/01/2006 17:56)
hihihihi!
133. mandrindra ( 23/01/2006 09:20)
jennifer2, tsy hita fa alefa aloha ny kakana sao mba manaikitra ihany ny trondro e.
134. ari.malala ( 23/01/2006 10:00)
mandrindra o! avia aza aty amiko fa tambatambazako tsara e :-*:-*

Herimiafina, nga ts za le vadimalalanao ndray? :-D:-D:-D maty zany enao zao!!!
135. mandrindra ( 24/01/2006 15:01)
ity ary aho fa tamy
136. Herimiafina ( 24/01/2006 16:56)
Sambasamba zah nahita vady malala volontera klé, misimisia ny ôtr'ity, hehehehe=))=))
137. jennifer2 ( 24/01/2006 23:25)
ari a! hay ve nisy an'zany e! t@ oviana ny mariazy?

ary Hm ity kay be vady malala fa mody hoe tsy mbola teraka le izy an!
138. ari.malala ( 25/01/2006 05:31)
Jenni, efa vita efa t@zay mbola samy tany ankibon'ny reninay avy aky aaaaaaa :-D:-D:-D:-D

mandrindra, :-*:-*
139. mandrindra ( 25/01/2006 10:16)
ok, ok, :-*
140. Vahinala ( 25/01/2006 11:12)
ari.malala > Efa naka mig aky za fa mbola ts maharaka ihany a hihhihihhi:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2057