Fa ahoana ary
42. dadabe
(
20/12/2005 09:31)
ary lery nametraka size de iny izy no tsy hita tssssssssss hay zany ny fikan'i lery kou
aleo hoaa fika dadabe ihany
anjekaky oo
aleo hoaa fika dadabe ihany
anjekaky oo
44. mamzelkely
(
20/12/2005 11:01)
mhhhhhh mila fatarina marina alo le fika zay vô hay ny fonctionnement -ny:-D:-D
45. Veloo
(
20/12/2005 14:46)
asa fika firy no ato kle:-D:-D:-D
ny tompony tsy miseho intsony :-D:-D
ny tompony tsy miseho intsony :-D:-D
47. vale
(
21/12/2005 01:01)
dadabe:
ary lery nametraka size de iny izy no tsy hita tssssssssss hay zany ny fikan'i lery kou
aleo hoaa fika dadabe ihany
anjekaky oo
dadabe> :-D zà ko mbô gaga ko!fa nankaiza???:-D:?::?:
50. Herimiafina
(
21/12/2005 03:49)
Ka le fikan'i bedada ve aloha kely sa lehibe no tiny tenenina e? hehehehehe:-D=)):-D=))
51. jennifer2
(
21/12/2005 03:59)
asehoy daholo aloha le fikanareo de ho hita eo e!
Herimiafina a! za tsy miady @ hesham zany. Izy no tsy haiko na mbola hila vaniny amiko ihany, za zaza henjy be! de tsy bonbon fotsiny no omena ahy fa ampiana zavatra hafa, atao be noho ny an'i hesham.
Herimiafina a! za tsy miady @ hesham zany. Izy no tsy haiko na mbola hila vaniny amiko ihany, za zaza henjy be! de tsy bonbon fotsiny no omena ahy fa ampiana zavatra hafa, atao be noho ny an'i hesham.
52. Herimiafina
(
21/12/2005 04:02)
jennifer: antsay e, ao fa ampiana chocolat nenjy de ampiana bizou kely anakiray konkou. De aza miady tsony an, de aza mamaly an'azy tsony konkou.
Njy moa bavikeliko o? hehehehe:-D:-D
Njy moa bavikeliko o? hehehehe:-D:-D
54. Herimiafina
(
21/12/2005 04:14)
Ampiana inona ary akia ry jenny keliko an? teneno anah de tonga de ataoko tsisy hatak'andro, hehe:-D:-D
56. Herimiafina
(
21/12/2005 04:16)
Fika inona izany ry akamatiana? njy koa ngah mitady an'izany, hehehehe:-D:-D
58. jennifer2
(
21/12/2005 04:37)
rehefa nandinika aho reto de mety le fika fanjonoana tsonjo angamba no tiany ho lazaina a!