Fa ahoana ary

21. Herimiafina ( 20/12/2005 02:12)
Jennifer sy hesham, aza miady nareo fa manjary mikorontana ny plan-ko, anjoany zah an'i jennifer de rampitso zah an'i hesham, mety sa tsy mety? hehehehehehehe=))=))
22. jennifer2 ( 20/12/2005 02:18)
Tsy mety mihitsy za!
23. Herimiafina ( 20/12/2005 02:36)
Aoka izay fa sao de manodindresaka eo isika fa aleo hiresaka fika indray klé, hehehehe:-D:-D
24. jennifer2 ( 20/12/2005 02:37)
ka le fika anie tsy mbola mety fantatro hatr@ zao hoe inona le izy e?
25. Herimiafina ( 20/12/2005 03:05)
Zah koa tsy mahay fa mba manalava size eto klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. hesham ( 20/12/2005 03:14)
ze tinila lesy herimiafina na hijanona any 1 semaine ary fa hainila ihany hoe aiza le tena mody kony moa ooooo.
Tsy mety ampirafesin`i herimiafina amiko ve , za ange tsy sarotiny e , tazomy any ela be izy fa refa leo anji any miverina aty fona de raisiko antanadroa.:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 20/12/2005 03:16)
Ok'izay ry hesham fa mivadika ny resaka an, de eo njy hametrahana fanontaniana: inona le tian lazaina amin'ilay hoe "fika" eto amin'ity resak ity? hehe:-D:-D
28. jennifer2 ( 20/12/2005 03:19)
ouf! Soa ihany fa teo ianao ry herimiafina, efa tena leon'ny resak'io hesham io mihitsy za.
29. hesham ( 20/12/2005 03:22)
fika = chat = serasera= virtuel= tsy haiko ....
30. Herimiafina ( 20/12/2005 03:28)
jennifer: aoka hoa izay fa bedy eto tsika klé.
hesham: fika tsy ahitana akama hono kah? serasera ary ahitana akama knou, nareo zao akamako klé. hehehehe:-D:-D
31. jennifer2 ( 20/12/2005 04:09)
Fa aiza ary le nanoratra voalohany no toa tsy mety mamaly an'le fanontaniana hoe "FIKA" e? o ry ragany a! aiza ny valiteninao e?
32. akamatiana ( 20/12/2005 04:32)
:-D:-D:-D miady fika njay jennifer sy zoky hesham , kay mou tsy fika fa herimiafina:-D
33. jennifer2 ( 20/12/2005 04:35)
Akamatiana a! za angaha hamaly an'i hesham intsony! avelako izy hanara-po hivazavaza eo!
34. akamatiana ( 20/12/2005 04:43)
ka njy ary namaly farany teou kou :-D:-D
35. jennifer2 ( 20/12/2005 04:48)
Tsy maintsy mamaly farany kely ka!
36. akamatiana ( 20/12/2005 04:54)
za angaha hamaly an'i hesham intsony! avelako izy hanara-po hivazavaza eo!
:-D:-D ary njy tsy mora mivadi-teny an !:-D:-D
37. jennifer2 ( 20/12/2005 05:01)
ka za tsy manaiky raha tsy mamaly farany ka!
Aleo ny resaka fika no tohizana fa tsy hivadika ati-doha @ hesham intsony za.
Inona le fika o?
38. akamatiana ( 20/12/2005 05:11)
:-D:-D fikaman euuh!!
39. Fiffi ( 20/12/2005 05:26)
fa ahoana ary ? be fika fotsiny :-D:-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 20/12/2005 05:57)
Ary mbola nitohy ihany kay ny adin'i hesham sy jennifer tato klé. efa hoe aoka izay fa samy tiko daholo de samy mahazo bobon daholo, hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3155