Aza misaraka!
1. lapino
(
18/12/2005 14:05)
Misy naman'ny tonton-nay izay :wink:, bandy avy any atsimotsimo any lery, bara angamba sa antandroy sa tsy haiko. Dia nanambady sipa betsileo. Nitantara lery hoe:
"Mijaly letsy za amin'ilay vadiko a! Za efa toetrako mihitsy ny maditra, tsy mety amiko mihitsy raha vao tsy maditra, indrindra izay mandeha mission." Kanefa tsy tantin'lery hono ny ataon'ny vadiny, fa vao tonga lery dia tsenainy eny am-baravarana, entiny mandro sy otroriny, dia efa nanomanany akanjo madio. Avy eo tonga dia misy lasopy mafana vonona miandry an'lery ao, de ampireven'le sipa lery, sns ...
De ozizy lery avy eo hoe: "Lasa tena tsy sahy maditra intsony aho amin'izany" ozizy "fa nefa mampijaly an'ah le tsy maditra, fa efa toetrako ao anaty mihitsy".
Dia izay ry zareo, eritrereto ihany hoe aleo ve hifaninana ditra amin'ny lehilahy?

novalian'i mandrindra ny 23/12/2005 13:03
2. vale
(
18/12/2005 14:37)
Ny ataon'ny lehilahy aza efa tsy ita izay anaovana azy ko ny vehivavy indray koa ve haditra izany tsy de...!hum!:roll:
6. hesham
(
18/12/2005 16:59)
Raha hitako fa manaja ahy ny vadiko an dia tsy hanitsaka azy mintsy na manao ary izy any ambadika fa mitandrina sy miafina mafy ka tsy fantatro tsy rarahiko. Raha fantatro kosa dia azafady
7. jennifer2
(
18/12/2005 17:51)
De raha fantatry hesham zany hoe manana sipa i herimiafina de ahoana? de azafady koa ve?
9. ravakamalala
(
18/12/2005 18:24)
Ka ny maha samihafa azy anie ry lapino dia amin io tantara io zao dia tonga saina ilay lhl hoe tena tia azy ny vadiny ary mahakarakara azy, fa misy lhl anie na dia efa karakaraina sy hatao izay rehetra sitrapony ao antrano dia mbola mandeha mitady an ivelany foana e!
fa marina koa aloha amin ny lafiny iray fa misy vhv sy mahakarakara ny vadiny mihitsy dia mibolila leiry e!
akamatiana > za koa naha remark an io, farany hisy kômbaka eto!

10. vale
(
18/12/2005 20:18)
ravakamalala:

anjay kosa nareo roa vavy e!mbô misangy re zareo à!?
11. ravakamalala
(
18/12/2005 20:36)
ka ny kômbaka koa anie sangy e! zahay anie tsy maninn fa tsetsatsetra tsy aritra iny e!:-*
12. lapino
(
18/12/2005 20:45)
ravakamalala:
Ka ny maha samihafa azy anie ...
inona aloha no ampitovianao aminy eto fa tsy azoko? :wink:
Raha io tantara io ange dia hoe, na bandy maditra ohatra ny inona, rehefa tena mahafoy ho azy ilay sipa (de tt façon efa vadiny iny, tsy isarahany na ohatra ny ahoana ditrany), fa toy ny bory ny rambony rehefa any ivelany e! :wink:
Ny olana amin'ny sipa manko hoe tiany hiova le bandy, dia heveriny fa du jour au lendemain ilay fiovana. Mety hoe manao fihetsika tsara izy, fa passager fotsiny (asa naharitra herinandro, naharitra iray na telo volana, ...). Hafa mihitsy rehefa hoe tena vokatry ny fitiavana le izy: maharitra na firy taona na firy taona, tsy miova amin'ilay fitiavana voalohany.
Ilay bandy koa tsy hoe tsy tia an'ilay sipa. Tsy hoe rehefa maditra le bandy dia hoe tsy tia an'ilay sipa, fahadisoana be izany (izay aza no vô mainka mahatonga mihatsara ivelan-tsihy).
Raha ohatra ny bandy efa tia tena (tena marina io, tia tena be mihitsy ny bandy indrindra ka mbola tsy manambady), dia mbola ho tia tena koa ny sipa, tsy hisy zavatra ho vanona ny fiarahana, na dia misy fifankatiavana aza.
Dia mampalahelo be raha hoe hambom-po te hitovy amin'ilay bandy no mahatonga an'ilay couple kely mahafinaritra be, misy tantara ifampitsiriritan'ny olona, na tokatrano efa voajoro mihitsy, dia ho rava! :snif:
13. ravakamalala
(
18/12/2005 22:21)
NY mahsamy hafa azy eto hoy aho satria eritreretiko hoe tohin ilay resaka atsy ambadika atsy ity (ilay hoe misaraha fa aza miafy amin ny bandy mampirafy).
raha azoko tsara zany dia ny hevitrao dia hoe tokony handefitra foana ny vhv na inn na inn ditran ilay lhl eo.
nefa amiko,misy toetra na ditra azo zakaina fa ilaymampirafy kosa tena tsy mety zakan ny saiko, tia tena ny lhl ary mandefitra ny vhv nefa kosa tsy azo araraotina.
Maninn raha mba miova amin io toetra io amin izay ny lhl fa ny vhv koa anie mba efa miezaka manaraka ny toetr'andro amin ny fianana ao antokantrano e!:D

14. hesham
(
18/12/2005 23:19)
jennifer an an an efa nifanaraka njai zay sy herimiafina fa izy afaka manao ny ataony de za koa afaka manao ny ataoko ka de vome ary zay fankatia be refa zay 2 rery sady mifampitantara ny zavatra vita .Efa notantarainy ana doli zao nenareo 2 de tsy rarahiko satria za tiny fona .
Akamatiana , ravakamalala hihihihi tsy zany aki fa marary fo be i jennifer mahita anay sy herimiafina mifankatia an .
Vale hihihihi sangisangy zaritenany ka

15. xxx
(
19/12/2005 07:10)
tout est permis sans être vu izay ihany bonne chance et bon courage pour la suit lapino
16. akamatiana
(
19/12/2005 07:23)
vale hihiiihi , ka zahay rou kou nge misangy euuh zany mou ravalamalala ô!
hesham aza omenjy aretim-po kousa izy an !:-*:-*

18. lapino
(
19/12/2005 16:50)
xxx: :)
ravakamalala < misy ifandraisany kely am'le resaka atsy ambadika ihany ity, fa tsy io irery anefa fa bedebe ny resaka eto dia hoe foana hoe "misaraha" no vahaolana.
Tokony handefitra ny vehivavy n'inon'inona ditran'ny lehilahy, eny! (maka réserve kely ihany aho nefa raha mamono ilay bandy). Tia tena ny lehilahy, eny koa, io indray tsy akako réserve :). Tsy midika mihitsy hoà zany hoe tsy tia izy.
Ny olona koa ange miova araka ny fotoana e! Mety ho tsy tantin'ny vehivavy ny toetran'ny bandy amin'izao taona izao, mety betsaka ny fifandonana noho ny ditra, mety hisy vahaolana à court terme, mety tsy hisy fa fandeferana miandany ila fotsiny.
Fa afaka 5, 10 na 15 taona, raha maharitra, andramo ange fa ny bandy aharetanareo an'izany no milay indrindra eto ambonin'ny tany, dia anareo mandra-pahafaty am'zay.
Ny bandy, rehefa hoe ianao no tena tiany sy miaraka aminy, na inona ditrany eo, dia tsy mahafoy anao izy.
Tsy vahaolana ny fisarahana, indrindra ho an'izay efa manambady, na ireo couple efa manomboka mi-s'installe.

19. Herimiafina
(
19/12/2005 19:35)
Eeeeh, aleo misaraka ry zareo an, aleo misaraka de mivadika selibany fa milay anie le selibany e, tsy miheritreritra zavatra toy izao itsony. Eto ambonin'ny tany ngah moa misy olona mitovy izany fa refa samy mihizingizina tsy hanao afatsy izay mahafaly ny sainy fotsiny de efa tsy izy e, aleo tsy mamatotra olona rehefa tsy hanao afatsy izay mahafaly ny tenany, tsy hitako ze mahasamihafa an'izany amin'ny fanandevozana taloha, hehehehe:-D:-D
20. vale
(
19/12/2005 22:00)
ravakamalala:
ka ny kômbaka koa anie sangy e! zahay anie tsy maninn fa tsetsatsetra tsy aritra iny e!:-*
ravaka>:wink:hay ve eeee!:-D