Aza misaraka!
21. vale
(
19/12/2005 22:05)
hesham:
jennifer an an an efa nifanaraka njai zay sy herimiafina fa izy afaka manao ny ataony de za koa afaka manao ny ataoko ka de vome ary zay fankatia be refa zay 2 rery sady mifampitantara ny zavatra vita .Efa notantarainy ana doli zao nenareo 2 de tsy rarahiko satria za tiny fona .
Akamatiana , ravakamalala hihihihi tsy zany aki fa marary fo be i jennifer mahita anay sy herimiafina mifankatia an .
Vale hihihihi sangisangy zaritenany ka
hesham> :roll::-D hay ve e!:-D
22. hesham
(
20/12/2005 02:59)
vale ouiii , za zao lasa tsy tin`i jennifer maizina mintsy satria mifankatia zay sy herimiafina , i jennifer tsy mataty ampirafesin`i herimiafina .:-D:-D:-D:-D
23. jennifer2
(
20/12/2005 03:05)
Zay koa vale de mino be ery! fahanan'i hesham lainga fotsiny! iizy aza ataon'i herimiafina fanalana andro fotsiny!
Za angaha marary fo zany?
Hesham a!odoy e! saka manatosy e! de inona koa moa le tohiny?
Ravaka sy vale a! nareo koa anie afaka mirasaka @ herimiafina fa tsy izahay sy hesham irery e!
Za angaha marary fo zany?
Hesham a!odoy e! saka manatosy e! de inona koa moa le tohiny?
Ravaka sy vale a! nareo koa anie afaka mirasaka @ herimiafina fa tsy izahay sy hesham irery e!
24. hesham
(
20/12/2005 03:18)
fita fa marary fo de mody tsy marary eo .
Ka zay 2 anie aki samy mifanalazy de milay be eeee , vome mampateza nenay le izy sady matsiro be.:-D:-D:-D
Ka zay 2 anie aki samy mifanalazy de milay be eeee , vome mampateza nenay le izy sady matsiro be.:-D:-D:-D
27. Herimiafina
(
20/12/2005 06:14)
Inn re ity ry lanitro o, ngo de mifankatia ary nareo mitsam ireo klé, hehehehe:-D:-D
28. pissoa
(
20/12/2005 13:59)
lapino > hafa be izany fomba itiavanao olona iray izany ... efa miseho ho tia tena, mampirafy sy maditra ve de mbola lazaina fa tena tia sy tsy mahafoy ihany! Dia hiandry 10-15 ans zay vao hiraika? Fa tsy azoko mihitsy hoe inona no tena ilana an'ilay "ditra"?
30. ravakamalala
(
20/12/2005 20:08)
lapino:
Tsy vahaolana ny fisarahana, indrindra ho an'izay efa manambady, na ireo couple efa manomboka mi-s'installe.
manaiky tanteraka an io aho, raha efa manambady , fa raha ny resaka rehetra teto aloha dia mbola tsisy manambady ka izay no itenenako (raha izaho manokana )hoe : misaraha.
misaraha dieny tsy manambady fa rehefa injay ianao tafiditra ao dia tsisy azo atao intsony satria efa nanaiky ianao na ao amin ny mangidy na ao amin ny mamy.
Ary condition iray koa hoe ny lhl tena tia ihany no azonao handeferana sy antenaina hiova fa rehefa ny lhl izay no tsy tia dia mahazo manofy eo ianao. Misy lhl mantsy ilay voatery mijanona main ny tokantranony ireny satria voatery (manan janaka, sitrapon i fiaraha monina, hena maso, dette morale,...)ireny dia haditra mandrakizay mandra pahitany ny vhv tena tiany! na inn na inn fandeferanao eo!
ny vhv no mahay manamboatra saina ka mahay mampitombo ny fitiavany lhl iray fa ny lhl tsy ho azonao amin izany mihitsy , rehefa tsy tia izy dia tsy tia.
33. lapino
(
20/12/2005 20:48)
ravakamalala < izany lehilahy mahatsiaro voatery izany amin'ny tokatranony, izany ve tsy ilay nanafinafenan'le sipa ny cycle-ny, dia nanaovana bevoka, de voatery niraikitra tamin'iny? Mbola tsy vonona ara-tsaina, ara-bola sy ara-pahamatorana akory fa fiarahana atao tery vay manta fotsiny.
Fa raha mbola fiarahana normal tsy misy an'izany, ny lehilahy aza no tena tia ankohonana. Na tsy be santimaka sy be koretaka ohatra ny vehivavy aza, manana fo ny lehilahy.
Inona no ilana "ditra"? za tsy hamaly :wink:
Pissoa : fomba fahitako ny zava-misy io, fa tsy voatery mi-concerner ny cas-ko. Za manko hendry tsara :oops::wink: Fa hono hoà Pissoa, firy taona aty aoriana no mivoaka itony zavatra itony ?

34. ravakamalala
(
20/12/2005 20:54)
izany lehilahy mahatsiaro voatery izany amin'ny tokatranony, izany ve tsy ilay nanafinafenan'le sipa ny cycle-ny,
lapino > malahelo aho milaza aminao fa tsy ny lhl rehetra no andeha hisahirana anontany hoe firy ème jour androany, ataoko hoe 70% ny lhl angamba manao ny ataony aloha dia avy eo vao manontany (raha anontany) hoe risqué ve iny sa tsia, dia ny vhv fona ano mitanty ny vokany.( zany hoe resaka hafa indray iny):evil::evil::evil:
fa ny tiako tenenina fotsiny dia hoe lhl tena tia no andeferana fa tsy izao vatan akondro rehetra izao.
35. lapino
(
20/12/2005 23:37)
Tsy ekeko ny hevitrao saingy avelao zao aloha fa Ôrsizé. Fa na atao hoe izany aza, zavatra an-tery no tsy mahatamana amin'izany.
Tena io ve no tianao holazaina, iza no andefarana: ny lhl tena tia sa tena tiana ?
Tena io ve no tianao holazaina, iza no andefarana: ny lhl tena tia sa tena tiana ?
36. vale
(
20/12/2005 23:49)
jennifer2:
Zay koa vale de mino be ery! fahanan'i hesham lainga fotsiny! iizy aza ataon'i herimiafina fanalana andro fotsiny!
Za angaha marary fo zany?
Hesham a!odoy e! saka manatosy e! de inona koa moa le tohiny?
Ravaka sy vale a! nareo koa anie afaka mirasaka @ herimiafina fa tsy izahay sy hesham irery e!
jenny>^:^:-D
37. vale
(
20/12/2005 23:58)
lapino> zà tery amboalohany niteny hoe ny ataon'ny lhl ....ny tiko tenenina dia hoe raha vehivavy maditra izany tsy tsara, fa ny lehilahy aza efa tsy ita zay anaovana azy, tsy midika kosa anefa fa tsy isarahana ilay olona na dia efa manao sangy mihoatra ny loha aza!izany ary ve dia mba antsoina hoe TIA ilay lhl??asa alou e!:roll: :wink:
38. mandrindra
(
22/12/2005 13:37)
lapino, mampalhelo ahy ilay ranamana tantarainao io. Ny antony dia tsotra : tsy vonona ny hiova izy ka lasa manjary mitia tsy fidiny. Manimba ny maha olona azy izy mba hisaorana ny vadiny.
39. ravakamalala
(
22/12/2005 21:40)
lapino > ny lhl tia no andeferana.
lhl efa fantako ve fa tsy dia tia ahy loatra mbola andeha andeferako ihany?
Misy lhl izao tena tia fa maditra izy, satria sendra mba azon ny fakam panahy(tsy voatery vhv io an) , dia tsy mampaninn ny mandefitra ho azy.
Fa ny lhl rehefa tsy dia tia anao iza, na handefitra tahaky ny inn aza ianao, tsy ahatana azy mihitsy , tsy hampiova azy mihitsy satria tsy ao ilay tena fitiavana.