Ny tsy fitiavana ny lainga...
1. isrine
(
16/12/2005 13:18)
Ny olona rehetra samy tsy tia an'io lainga io, nefa anie dia samy mandainga e. Hihihi...
novalian'i mandrindra ny 30/12/2005 10:23
3. pissoa
(
16/12/2005 14:27)
zah lou mbola tsy nandainga eh :°) afa-tsy izao manoratra izao :roll::-D
4. isrine
(
16/12/2005 14:29)
Salit lanto!
Mahagaga anie ilay izy e, na ny tena izao anie ka mandainga indray2 fa rehefa tratran'ny olona mandainga de sorena. Misy milaza aza fa hoe au moins in-2 mandainga hono ny olona 1 isan'andro.
Misy ilay fitenintsika malagasy manao hoe" aleo mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ olona mpandainga.
nefa raha tena mifanena @ mpams tokoa moa... de ahoana no ho lazaina? hihihi...
Inona anefa no tena manosika ny olona handainga?

5. lapino
(
16/12/2005 14:40)
isrine:
nefa raha tena mifanena @ mpams tokoa moa... de ahoana no ho lazaina? hihihi...
mody laingàna hoe tsy mpams zany iny e! :lol:
6. Veloo
(
16/12/2005 15:29)
Isrine a,
isika tia teraka tao @ fahotana ary tsy misy azo ataon-tsika mihitsy momba an'io.. ny azo atao-tsika dia mangataka fibebahana tena am-po mihitsy an'andriamanitra, ary manaiky fa Jesosy dia hamela antsika ary tika dia manaiky fa tian'i Jesosy, sy mino azy...:-*

7. rurik
(
16/12/2005 15:37)
raha lainga tsy mampididoza ny hafa na ny tena dia mba azo leferina fa raha tafahoatra kosa tena tsy mety ka misy manko tena tafahoatra, toin'ny zavatra rehetra e na ny mihinambary aza ka atao tafahoatra dia lasa tsy mety ka toizany koa ny lainga
9. Herimiafina
(
16/12/2005 16:40)
isrine:
Ny olona rehetra samy tsy tia an'io lainga io, nefa anie dia samy mandainga e. Hihihi...
Ity lafinjavatra iray ity mahintsiny le tsy mba hitiavako fitiavana tsony klé.
De aleoko samy manao ze tiny hatao any e, amin'izay miteny ny marina, fa raha matahotra ny ho arin'ny anakiray mantsy de lasa mandainga foana, izay ilay hoe: "on lui fait ecouter ce qu'il veut entendre pour ne pas le blesser, mais non pas ce qu'il doit entendre".
De na ovana ny information omena ilay olona na misy tsy atao feno (misy tsy complet any anatiny), tssss
10. Veloo
(
16/12/2005 19:41)
hery a ary nankaiza ny hehehehe njy?
hery a ny fandaingana tsy ao @ fitiavana ihany ao @ fiainana rehetra letsy a...
ny ato @ forum kosa lesy dia tsy tokony ho lazaina ny zavatra marina rehetra a... mba fantatrao ilay oe toute verite n'est pas bonne a dire. Sivasivao ao ihany lesy a.
ny fandainga dia inne, efa ao anatin'ny ra-tsika.
akamatiana :oops::oops: za zao nangantaka famelan-keloka an'i Jesosy satria mandainga fona, fa tena ao am-poko ny fangatahana...

11. lanto
(
16/12/2005 19:42)
Misy tsy mandainga hono fa tsy milaza ny marina :-D
Herimiafina> tsy ratsy koa le hoe "tsy itiavako fitiavana" :)
Herimiafina> tsy ratsy koa le hoe "tsy itiavako fitiavana" :)
12. fijo
(
16/12/2005 19:42)
io toa ny firaisana e,samy tia manao firaisana(hafa tsy ny virja,hi hihhi) nefa samy tsy misy te hiresaa firaisana.
13. Herimiafina
(
17/12/2005 00:26)
Raha laingalainga kely isankarazany anie tsy de olana fa afaka mi-comprendre isika e, fa le zavatra matetika hita de tena le lainga be mahatsiravina entina hi-manipuler-na sentiment ana olona ireny mihintsy.
Le tena amboadia mitafy zanak'omdry e.
Le tena lainga faniniana sy noheritreretina, fa tsy le lainga nivoaka tsy nampoizina tsy akory.tssss:twisted:
Le tena amboadia mitafy zanak'omdry e.
Le tena lainga faniniana sy noheritreretina, fa tsy le lainga nivoaka tsy nampoizina tsy akory.tssss:twisted:
14. Veloo
(
17/12/2005 02:39)
wowwwww tena niesona be i hery zany kle ary to tsy misy heheheheh tsony wa e?
15. Herimiafina
(
17/12/2005 02:43)
Tsy mila an'ireny tsony zah refa zavatra otran'izao ny resaka akia ry Veloo an, maharikoriko loatra ny hanaovan'ny olona ny fiainany indraindray e, mihevitra ny ho ela velona be daholo klé, de hamarinina amin'ny hoe ny lainga de fiainana, tsssss
Marina anie izany e, raha le lainga tsy ampoizina ireny no mivoaka, fa tsy le karazana lainga efa nomanina sy noheritreretina entina hi-manipuler-na olona.
Pire lavitra noho ny manatsatoka antsy klé.tsssss:evil:

17. Herimiafina
(
17/12/2005 02:47)
An3, zah tsy ambany fisainana otsan'azy kah, zah tsy manao toy ny ataon'ny tsy tiko, memezako fotsiny na manompa aza, alika mivovo atahorako kokoa klé, 8)
18. cutie
(
17/12/2005 02:50)
hihihihihihi zay zany le we aza mamaly ratsy ny ratsy .de miandrasa ny rariny eny foana , sa in njay zao ny paika :-D
19. Herimiafina
(
17/12/2005 02:52)
an3, mifrapy krana azy no fika kah, mena izay marary azy indray mandeha de ze alehany any alehany, zah hiraharaha, refa tsy hiteny mazava tsara de aleo any, manankatao hafa zah fa tsy ho lany andro handika morsa sy information diso na tsy ampy klé, tssss:twisted:
20. Veloo
(
17/12/2005 02:52)
hery a zao fotsiny lesy a ianao tsy tokony hanantena be ny ol hilaza ny marina indrindra mbola tsy mifankahita. mila mahay manao diplomatie ato fa aza mitsotra be an 8)