Ny tsy fitiavana ny lainga...

21. Herimiafina ( 17/12/2005 02:54)
Ie, ka izaho mahalala ny marina foana na tsy hilaza aza le olona kah, izay mahintsiny no maharikoriko anah, manambany ilay olona handaingana, heverina fa ho dondrona tsy hahtakatra ny marina mihintsy klé. tsssss:evil:
22. cutie ( 17/12/2005 03:00)
Herimiafina [ Valio ] 17-12-2005 06:52:09
Lohateny : Re : Ny tsy fitiavana ny lainga...
an3, mifrapy krana azy no fika kah, mena izay marary azy indray mandeha de ze alehany any alehany, zah hiraharaha, refa tsy hiteny mazava tsara de aleo any, manankatao hafa zah fa tsy ho lany andro handika morsa sy information diso na tsy ampy klé, tssss

tsy efa mamaly ratsy ihany ve io??
23. Veloo ( 17/12/2005 03:09)
8O ie wa:-D
24. Herimiafina ( 17/12/2005 03:10)
Samy hafa kah, mandainga no ratsy nataony de ny mamaly ratsy de ny mandainga aminy koa fa tsy izay kah. Raha tsy tina izy de handaingana koa.

25. cutie ( 17/12/2005 03:13)
mitovy ihany zany , sa tsy zany ry veloo :-D
26. Herimiafina ( 17/12/2005 03:18)
Fa zah anie hoa tsy hamaly ratsy mitovy amin'ny ratsy nataony e, manompa fotsiny zah ohatra hoe alikaiko be , de izay no ratsy hamaliako azy fa tsy le mitovy amin'ny nataony, tssssss
27. Veloo ( 17/12/2005 03:29)
aza mamaly ny ratsy @ ratsy ry zanako :-D:-D:-D
28. cutie ( 17/12/2005 03:29)
ka mbola ratsy ihany zany koa , nga mila fantarina we in le ratsy efa ao anatin'le ratsy io ataonao io .
29. Herimiafina ( 17/12/2005 03:32)
Ie, ka zah anie ratsy e, mbola ratsy lavitra aza refa misy mitady izany,
30. cutie ( 17/12/2005 03:37)
mila manetritena i herimiafina zany :-D
31. Herimiafina ( 17/12/2005 03:38)
Mampaninona izany ry cutie, mampitombo vola miditra sa mampitombo ny fahasambarana sa mampihena ny isan'ny mpandainga?
32. cutie ( 17/12/2005 03:43)
izy rehetra
33. Herimiafina ( 17/12/2005 03:45)
Hay, de manetry tena izaho izany raha izay fa ny lainga dia tsy fanetrentena an.
34. cutie ( 17/12/2005 03:48)
tsy voalaza ao io ka lol
35. dadabe ( 17/12/2005 03:50)
tara be zah !!

marina izany fa tsy tsara ny mandainga efa vosoratra ao anaty didy 10 io
.. aza mamono olona
aza mandainga... eksodosy toko 20:1-17
raha mpino dia tokony hiezaka ny tsy handainga
36. Herimiafina ( 17/12/2005 03:51)
Hay, de izay izany, fa aza mbola asiana amin'izao zah efa manetry tena izao fa tonga de razana an.
37. Veloo ( 17/12/2005 03:53)
dadabe 8O to niova ba njy :-D:-D:-D:-D:-*
38. Veloo ( 17/12/2005 03:55)
oooppssssss efa lasa vo itako ny diso, niova be mantsy e :-D:-D:-D
39. Herimiafina ( 17/12/2005 03:55)
Vahaolana: fantatra ary fa toetra raikitapisaka amintsika ny lainga, na kely izany na lehibe n'inon'inona endrika isehoany.
Ka ny tokony hatao de ny mitsotra ny marina amin'ny fotoana mahamety izany raha toa ka sendrany isika.

Avadika izany ilay lainga natao, avadika ho rariny.
40. cutie ( 17/12/2005 03:59)
inny dikan'zany rariny ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2635