Ny tsy fitiavana ny lainga...
41. Herimiafina
(
17/12/2005 04:03)
Rariny = fair.
Tsy afaka amin'ny lainga ny olombelona.
Aleo ary tenenina hoe nandainga izaho aty aoriana rehefa mety ilay fotoana tokony hitenenana azy.
"ny heloka hibaboina mody rariny" NTAOLO.
Tsy afaka amin'ny lainga ny olombelona.
Aleo ary tenenina hoe nandainga izaho aty aoriana rehefa mety ilay fotoana tokony hitenenana azy.
"ny heloka hibaboina mody rariny" NTAOLO.
42. Veloo
(
17/12/2005 04:22)
io ry hery discussion be io a mila mahay miteny fotsiny.. zay no solution hitako
44. diamondra27
(
17/12/2005 11:21)
iza ary no mbola tsy nandainga surtout ny lhl refa te hapezy zay de mandainga sady be frim
45. isrine
(
17/12/2005 12:29)
Ny an'ny olona sasany anie ry reto na dia efa tratra fa lainga ny nataony de tsy mba milaza mihitsy e.
Misy koa anefa ny olona na milaza ny marina aza ny tena dia hoy izy hoe " lainga izany", zany hoe asa na olona efa mpifanerasera @ mpandainga ilay olona na ahoana.
Misy ny lainga ataon'ny olona sasany efa omanina mihitsy. Efa tratran'izany za vao tsy ela akory, fa ny tsy nampoiziny de naveriko taminy avokoa ny zavatra nolazainy ahy, ary teo no nahalalako fa voalahatra ny lainga, nefa de mbola nihizingizina ilay olona. Rehefa farany de hoy izy hoe, Atra irery no afaka hitsara ahy.
Raha mba lainga tsy nampoizina anie ka tsy olana e, ny olona rehetra samy manao toy izany, fa ny an'ny olona sasany dia entina hiampangana olonkafa ny lainga ataony mba handiovany tena.
Iza ary no tsy nandainga nandritra ity herinandro ity?

46. vale
(
17/12/2005 17:13)
Ny olona tia mandainga dia raisiko ho toy ny olona tsy matotra! Misy kosa anefa ny olona mandainga satry voatery io ilay oe péché mignon!!!mba hahafaly ilay iray, asa... mety mba tsy ifandirana na antony maro hafa e!:(
47. kally
(
17/12/2005 18:06)
Izaho rehefa tsy misy miresaka amiko dia tsy mandainga aho fa raha vao iresadresahana kosa aho...ohatr'izao ataontsika eto izao dia avoakako avy any daholo ny laingako:-P
51. Herimiafina
(
18/12/2005 03:09)
Ka io rehefa tia mandainga de tsy tokony hanome tsiny ny mpisoloky sy ny mpangalatra intsony izany satria tsy de hita izay mahasamihafa izany amin'ny mandainga. :roll:
53. Herimiafina
(
18/12/2005 06:21)
Ireny anie tsy maninona fa le lainga be mihoampampana no mahatsiravina e, le lainga mangataka fitokisana mialoha ireny, tsssss
54. fasaly
(
18/12/2005 08:30)
misy ny lainga masina ary misy ny lainga tena mahafaty e! ka lay lainga masina azo ekena ihany fa lay lainga mahafaty no tena tsy zàka...
55. vale
(
18/12/2005 13:28)
Herimiafina:
Hay, de izay izany, fa aza mbola asiana amin'izao zah efa manetry tena izao fa tonga de razana an.
herimiafina> :-D:-D:-D"t'as raison"eee! :wink:(l)
56. vale
(
18/12/2005 13:31)
Herimiafina:
Ka io rehefa tia mandainga de tsy tokony hanome tsiny ny mpisoloky sy ny mpangalatra intsony izany satria tsy de hita izay mahasamihafa izany amin'ny mandainga. :roll:
herimiafina> marina less izany à!(l):wink:
58. ari.malala
(
19/12/2005 05:34)
fijo:
io toa ny firaisana e,samy tia manao firaisana(hafa tsy ny virja,hi hihhi) nefa samy tsy misy te hiresaa firaisana.
hihihi, tena marina v zany rafijo? :-D