Ny tsy fitiavana ny lainga...

61. mandrindra ( 22/12/2005 10:15)
fa ny ambony tsy miresaka fa manao, hihihi
oay le, hay moa misy koa ny mijery
62. pissoa ( 22/12/2005 10:33)
dain, mandrindra saika nandainga :-D:-D:-D
63. mandrindra ( 22/12/2005 13:08)
ka i pissoa ary iza amin'ireo, le mijery ve?
64. pissoa ( 22/12/2005 14:03)
k'hita kou, zah saika hadinonao :( :-D
65. fijo ( 22/12/2005 21:29)
maninona ianao?mijery sa miresaka ,sa manao?
66. pissoa ( 23/12/2005 08:00)
izy telo mitambatra :°)
67. mandrindra ( 23/12/2005 09:54)
ny mao mijery, ny vava miresaka, ny ...lasa maintsomaintso tampoka ny tarehiny le
68. fijo ( 23/12/2005 20:07)
lasa arikovera ve?
69. pissoa ( 24/12/2005 14:49)
:-D:-D

70. mandrindra ( 26/12/2005 14:57)
io fa nivadika mena, nihamafana angaha no mahatonga izany !!!
71. pissoa ( 26/12/2005 17:55)
mandrindra kou! zah foana no teneniny!
72. mandrindra ( 27/12/2005 14:57)
pissoa kou ! ianao foana dia maninona anefa ?
73. fijo ( 27/12/2005 22:07)
hummmmmm eo de mifampiteny eo,zao enao,zako zao.lasaity ndao ary aky.mama zeny .
74. pissoa ( 28/12/2005 05:39)
fijo wa aza miteny amin'ny teny tsy fantatra fa otran'ny hoe mandainga! inona daholo izao ireo?
75. fijo ( 29/12/2005 04:46)
teny mamy ireo ka.
76. pissoa ( 29/12/2005 05:23)
zhany an! tsy dia reko matetika, zany ve tsy lainga?
77. mandrindra ( 29/12/2005 09:22)
tsy lainga fa fitiavana
78. fijo ( 29/12/2005 20:47)
raha lainga aza masina
79. mandrindra ( 30/12/2005 10:23)
inona ihany leitsy ny marina a, mamy sa masina (masira)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1803