zesta polisy!

1. jentilisa ( 17/12/2005 13:18)
Dia ity koa misy zavatra iray!

anisan'ny atahoran'ny mpitondra fiara mpanitsa-dalàna indrindra indrindra moa fa ny minibus ireny scooter kely mavo manga mandehanfeha eto an-tanàna ireny...secant moa no ahafantarana azy (securité antananarivo).

Amin'izao fotona izao indray ny polisim-pirenena mihitsy kosa indray no lazaiko: mitondra ireny môtô mitovitovy amin'ny harley davidson an'ny tanànan'i New York ireny! zesta izany an! Mainty ranoray ny lokony...

f'izany hoe ilay môtô aloha MAK no marika aminy saingy na ny Eoropeana mipetraka eto Dago aza miaiky ny tanjany sy ny heriny e! MAK dia marika sinoa!

Ankoatra ny fiara polisy miloko maitso ravinala tsy mba nisy talohan'ny nitondran-dRavalomanana aloha izany e!
Izao indray ny polisy vao " ary" fitaovana na dia mety mbola tsy ho ampy aza io.
2. vale ( 17/12/2005 17:20)
Tena misy fandrosoana be anie izany e! izaho manokana raha hanome ny hevitro dia tsy aleo ve Ravalomanana hanohy ny asa izay efa natombony eee? izay manaraka eo tsy ho hay izay fomba fitondrany! :wink:
3. fasaly ( 18/12/2005 08:23)
ka raha fitaovana ahazoany manatsara ny asany ve mou haninona fa lay mizesita eny amboniny fotsiny mamono lolo fotsiny ny mpandalo no loza, hihihi!
4. vale ( 18/12/2005 12:54)
fasaly:

ka raha fitaovana ahazoany manatsara ny asany ve mou haninona fa lay mizesita eny amboniny fotsiny mamono lolo fotsiny ny mpandalo no loza, hihihi!



fasaly>:-D:-D:-D
5. lapino ( 18/12/2005 13:20)
fasaly:
ka raha fitaovana ahazoany manatsara ny asany ve mou haninona fa lay mizesita eny amboniny fotsiny mamono lolo fotsiny ny mpandalo no loza, hihihi!

Tena ilain'ny polisy ny mamono lolo ny mpandalo ka! Tsisy loza amin'izany mihitsy. Mampanjàka ny lalàna ange no asany e! Izay tsy manao ratsy aloha tsy ho taitra amin'izany, fa izay tsy manara-dalàna no maty lolo voalohany.

Sady na "miseho milay" fotsiny aza moa ry zareo, dia maninona anefa e? :wink:
6. jennifer2 ( 18/12/2005 15:37)
Ry zareo aza zany mba mamono lolo fotsiny, ny any @ firenen-kafa aza tena tsy lolo fotsiny no vonoiny.
7. vale ( 18/12/2005 15:50)
lapino> ka zesta arahin'asa no ilaina!:evil:
8. aly ( 18/12/2005 16:48)
Ny tena loza hono dia misy mianjera fa varian mizesta dia ny volam-panjana lany hanamboara ily zesta!!!!
9. lapino ( 18/12/2005 17:19)
vale:
lapino> ka zesta arahin'asa no ilaina!:evil:

Efa asany ange le mizesta e! Mizesta fotsiny izy mamono lolo dia voatandro ny filaminana!

Raha mbola misy miadaladala de enjehany amin'ny môtô! Mbola asiana an'le mi-pointe kely rehefa ôtr'zay! :wink:

Fa tsy zakanareo mihitsy ve hoe mizesta ny olona e?! :-D:-D
10. fasaly ( 18/12/2005 19:13)
lapino: ka lay zesita tsy hanatsaràna ny asa anie no tiko lazaina fa mamono lolo hikotiana sipa fotsiny na manao izay hanintonana ny mpandalo ka na ny mpangalatra nitsaingoka ny poketran'ny papy aza tsy hitany tsony e!hihihi! betsaka mantsy ny mi geste be izy ireny an!
11. fasaly ( 18/12/2005 19:14)
aly:

Ny tena loza hono dia misy mianjera fa varian mizesta dia ny volam-panjana lany hanamboara ily zesta!!!!


hihihi! zany vao maika tena loza knou!
12. fasaly ( 18/12/2005 19:17)
lapino:

vale:
lapino> ka zesta arahin'asa no ilaina!:evil:



Fa tsy zakanareo mihitsy ve hoe mizesta ny olona e?! :-D:-D


izà alou tena alerjika ilay mizesta tsy am n'a pas e!
hihihi! otsan'ny aty aminay reny lay poslisy vao mianatra asa reny tena mandreraka ba mahitsy....
te hahazo point ry zalahy de mivazavaza sy mivizaviza tsy amin'ny antony eny am arabe rehetra eny, saika nataoko hoe adala ngah toi! hihiihi
13. fijo ( 28/12/2005 18:37)
efa tena misy fiovana be izanyry zareo an.aza dia be tsikera fa mba mifalia rehefa nisy zavtra niova,fa hatr'izay aza nangina niaritra fotsiny teo.
14. vale ( 28/12/2005 22:31)
fijo:

efa tena misy fiovana be izanyry zareo an.aza dia be tsikera fa mba mifalia rehefa nisy zavtra niova,fa hatr'izay aza nangina niaritra fotsiny teo.

Fijo> zay ange faly é, fa mataoatra ihany kosa kou!sô de ikôtina sipa fotsiny marina kou :roll:

15. vale ( 21/01/2006 21:51)
lapino:

vale:
lapino> ka zesta arahin'asa no ilaina!:evil:

Efa asany ange le mizesta e! Mizesta fotsiny izy mamono lolo dia voatandro ny filaminana!

Raha mbola misy miadaladala de enjehany amin'ny môtô! Mbola asiana an'le mi-pointe kely rehefa ôtr'zay! :wink:

Fa tsy zakanareo mihitsy ve hoe mizesta ny olona e?! :-D:-D

:-$:-D:-D:-D
16. mimiso ( 07/02/2006 17:17)
Ka tsy aleo ve mahita azy reo mi-zesta mitaingina moto toy izay manao auto stop manotra volan'oll fotsiny !! :-D:-D
Ny polisy gasy mantsy malaza mpanotra zay ihany :-D:-D
17. zandrikely ( 08/02/2006 19:50)
mimiso :tsy dia ilay otra lotra no fahitako azy fa fiarahamonina e ,ohatra fotsiny ra tsy misy ireny mptandro ny filaminana ireny anie dia hanjaka ny mpanao ratsy e ,etsy andaniny ko ny fahalafosan'ny fiainana @ kojakoja , tsy aleo ve ra anome ihany omena ny polisy manao ny asany eny andalambe eny toy izay omena an'i rafanjakana sy hizestiavan'ny deba ao ambony ao ,ra hoe miezsta ndray tsy any intsony ilay izy , tsy aleo ve ry zareo mahita ny polisy mba manana zavtra tsara toy izay ilay teo aloha fadiranovana a , za aloha dia mpandeha @ lalampirenena any @ tanana fa omeko ny ahy e , fiarahamonina zay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2372