Izay ankizy nanao AFAFI tao andravoangy fivavahana

1. kafmalbar ( 14/12/2005 17:10)
saika mba hanontany an'ireo ankizy nanao afafy tao andravoangy fivavahana entre 1995 a 1999,nanao tafika masina tany majunga sy tulear ka saika mba hanontany raha mbola misy mahafantatra an'ireo resposable mba hankatahina ny photocopie ny filme natao tany raha azo atao
novalian'i Angolaina ny 11/01/2006 11:43
2. dadabe ( 15/12/2005 00:13)
zah fan FEFI sy AFAFI fa tsy mambra :D
3. ravakamalala ( 15/12/2005 00:20)
mody fan sa tena fan?
4. mandrindra ( 15/12/2005 15:18)
aleo hiakarakopa ery amin'ny tany dia ho hita eo na mody na tena izy.
5. zama91 ( 17/12/2005 21:28)
tena marina ve zany dadabe
6. rakekely ( 10/01/2006 08:36)
ny tsara indrindra dia manatona ny Ankany dia mitady ny tomponandraikitra:lol:
7. Angolaina ( 11/01/2006 11:43)
za aloha tena tsy mpikambana tao e ! loll:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0785