Izay ankizy nanao AFAFI tao andravoangy fivavahana
1. kafmalbar (
14/12/2005 17:10)
saika mba hanontany an'ireo ankizy nanao afafy tao andravoangy fivavahana entre 1995 a 1999,nanao tafika masina tany majunga sy tulear ka saika mba hanontany raha mbola misy mahafantatra an'ireo resposable mba hankatahina ny photocopie ny filme natao tany raha azo atao