Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dola, milahatra araka ny daty
dola
(
15/12/2005 14:33)
problema fitiavana
misy bandy reveko be izay. Izahay dia efa ela no niaraka saingy izy anefa tsy mbola niteny hoe tia ahy na tsia ary rehefa hanontaniana izy dia tsy mety miteny izay marina. Izahay izao mifanalavitra be...
tohiny
novalian'i bellla ny 19/04/2006 20:25
