problema fitiavana
1. dola
(
15/12/2005 14:33)
misy bandy reveko be izay. Izahay dia efa ela no niaraka saingy izy anefa tsy mbola niteny hoe tia ahy na tsia ary rehefa hanontaniana izy dia tsy mety miteny izay marina. Izahay izao mifanalavitra be no misy anay ka mbola mety misy ve ny fitiavana raha tsy hafaka mifankahita mintsy?
novalian'i bellla ny 19/04/2006 20:25
2. majakely
(
15/12/2005 15:06)
way,,,,,mbola mety misy io kou...aza kivy mihintsy hihihi.....tiavo fona izy fa hivaly aminao io fitiavanao azy io an :wink:,ary boribory ny tany ka za kivy ....
3. Herimiafina
(
15/12/2005 15:11)
Ary ndroky ve nefa efa niteny an'azy hoe tinjy izy klé? :roll::roll:
4. vale
(
15/12/2005 22:26)
dola> anontanio mivantana izy no mety2 kokoa! dia so dia mila miteny @ marina ko njiko oe tia an'azy? satry mety izay ko no mahatonga azy hangingina, raha fantany manko sy miteny azy njy mety ho tsapany fa raha tsy miteny tsy dia ho tsapany loatra!:wink:tsy mamenatra aky ny milaza zay ao am-po à! refa tsy manao ratsy fotsiny njy!:wink:mazoto an!(l)
5. ari.malala
(
16/12/2005 06:10)
tena ra za eno mitsotra we tia anazy! @«ay mba fantany d anazy no mamaly. Momba an'le we mifanalavitra ndray, @ km maromaro v? ra zay ndray d tokony hifototra @ fifampitokisana ny fiarahana fa ra ts zany d ts hisy fitiavana vanona ao, zay fa mahereza e :) teneno izy we tia anazy ndry d mifampatokisa nareo 2
6. lapino
(
16/12/2005 06:32)
Rado:
Rehefa tia ianao, tiava fotsiny ihany
Fa aza mieritreritra hilaza izany akory
Tehirizo anaty 'lay eritreri-mamy
Sao vaky fefiloha ny sisin'ny kamory
Nahoana raha mangina fotsiny am'zao
Sao ny sarobidy no lasa very hasina
Hiverina im-piry ny sotrokelinao
Vao mety haharitra izato ranomasina
Hamafiso zaitra ny sisi-molotrao
Fa maika hampitombo ny rakitry ny fo
Filamatra iray no holazaiko anao
Ny tia fa tsy miteny, no tena tia tokoa
7. poui
(
16/12/2005 06:52)
refa tia ny olona iray dia tsy mila tambiny fa manome tsotra izao,ny tiako ho lazaina dia ampahafantaro an'le koffa fa latsaka @ny enao de misy hisainany
11. isrine
(
16/12/2005 13:36)
Inona no maha-pb an'izany, izy aza mbola tsy nilaza taminao fa "tia " . Ny lehilahy anie no mibaiko ny rehetra e, aza kivy fotsiny reitsy e.
12. akamatiana
(
16/12/2005 18:14)
misy bandy reveko be izay. Izahay dia efa ela no niaraka saingy izy anefa tsy mbola niteny hoe tia ahy na tsia ary rehefa hanontaniana izy dia tsy mety miteny izay marina. Izahay izao mifanalavitra be no misy anay ka mbola mety misy ve ny fitiavana raha tsy hafaka mifankahita mintsy?Fa inn kay nahatonga anareo niaraka fa tsy Fitiavana , ka mahagaga we tsy mbola niteny anjy izy we tia nefa miaraka nareo :roll:, ra tena tia izy tsy manafina zany fitiavany zany , fa matoa izy tsy milaza ny marina d mety misy oul hafa itempon'ny fony ohatra , aza kivy aki a!!
14. fameusecousine
(
16/12/2005 21:17)
de resaho azy raha tianao izy eh..au lieu de mandany andro @ sera2 ehhh=))=))=))=))
15. fijo
(
16/12/2005 22:17)
atao inona tenenina anefa hoe "tiko enao e"ampiharina dia zay fa tsy mila mandany rora amin'izany.sady izao sipa rehetra iarahana izao ve hilazana an'izany tsy efa lainga sisa ny farany le
16. isrine
(
17/12/2005 12:42)
Hay ve ka ohatr'izany ilay izy ry fijo e. Izany no mahatonga ny lehilahy @ ankapobeny hoe: tsy maintsy milaza fa "tia" nefa firaisana fotsiny no tadiaviny. Dia ilay sipa miandry vasoka @ sisa rehetra satria naheno fa hoe tia ilay bandy.
Tokony mba ovanareo ny fomba fianga @ manaraka: mba izay tena ilaina no lazaina. Ohatra raha firaisana fotsiny de lazaina hoe izay. raha tia de mba izay marina lazaina.
Tokony mba ovanareo ny fomba fianga @ manaraka: mba izay tena ilaina no lazaina. Ohatra raha firaisana fotsiny de lazaina hoe izay. raha tia de mba izay marina lazaina.
17. vale
(
17/12/2005 17:29)
lapino:
Rado:
Rehefa tia ianao, tiava fotsiny ihany
Fa aza mieritreritra hilaza izany akory
Tehirizo anaty 'lay eritreri-mamy
Sao vaky fefiloha ny sisin'ny kamory
Nahoana raha mangina fotsiny am'zao
Sao ny sarobidy no lasa very hasina
Hiverina im-piry ny sotrokelinao
Vao mety haharitra izato ranomasina
Hamafiso zaitra ny sisi-molotrao
Fa maika hampitombo ny rakitry ny fo
Filamatra iray no holazaiko anao
Ny tia fa tsy miteny, no tena tia tokoa
lapino> marina ary hamafisiko ko oe: tsy mila resa-be ny tena fitiavana, fa raha tian'ilay olona hifamaly anefa ilay izy dia mila miteny @ izay iantefan'ilay fitiavany izy! @ fomba aona mo no afantaran'ilay "tiana" oe "tiana" izy raha tsy miteny @ ilay "tia" azy?:roll:
18. vale
(
17/12/2005 17:31)
poui:
refa tia ny olona iray dia tsy mila tambiny fa manome tsotra izao,ny tiako ho lazaina dia ampahafantaro an'le koffa fa latsaka @ny enao de misy hisainany
ko izay anie le hoe mila miteny @ ry poui e!:(
19. vale
(
17/12/2005 17:38)
Ny fitiavana olona iray koa mety mankarary raha kobonina mangina any fotsiny, fa aleo miteny @ au moins mba hita eo izay heviny ka anjaran'ilay tia @ izay no mieritreritra!