problema fitiavana
21. ravakamalala
(
17/12/2005 21:55)
mpankafy anao fa an iza ndray e! :-w
mpankafy an rado ry malalako a!
mpankafy an rado ry malalako a!
23. FALY2
(
18/12/2005 11:47)
Raha izaho ianao dia aleko miresaka aminy , dia milaza izay ao amponao mba hafantaranao ny heviny.
Dia rehefa tsy tia izy dia hadinoy :snif:
Dia rehefa tsy tia izy dia hadinoy :snif:
25. Karenjy
(
19/12/2005 20:23)
Alaoe lavitra koa aky olona ts d be teny toy izay hoe mitatata "je t'aime" isan'andro nefa ts zay akory no tena ao ampo a. Ra efa naharitra iany ny niarahanareo d aza misalasala fa teneno aminy fa tena tia azy indry, anjarandry ny mandinika izay fihetsiny na valiteniny indray avy eo. Ny momba ny fahalavirantoerana d olana hitovizana io fa ny fahatokisana no atao betsaka e, d aza kivy fa matoa iz mbola miaraka amindry d tia andry iz zany fa mety ts mbola tafiteny fotsiny. Mahereza e !:wink:
26. Karenjy
(
19/12/2005 20:24)

28. Sorate
(
21/12/2005 13:25)
De zao no azoko ambara amin'izany : tsisy hotran'ny hoe fantatra mazava ny ao an-tsainy .Ny fifampiresahana tsara anefa no ahalalana izany.Donc,resaho tsara izy ny amin'izay mety hiafarana fa raha handany jiro fotsiny de anao ndray no fanampahankevitra .Fa raha sady efa manambara azy ny fitiavanao ianao no efa manontany ny heviny no tsy miteny izy de efa autre chose zany .
29. mimiso
(
22/12/2005 17:13)
Raha ny kôff tsy miteny we tia de ialao pitsika,fa lany andro eo fotsiny enao ry dola,aplisy enareo mifanalavitra,oufff be, ny fitia retsy toy ny ketsa mora afindra a!,sady lavitry ny maso ko lavitry ny fo retsy e ! f'aza kivy fa mbola tanora ny tena , de mahereza
30. ikalafelana
(
23/12/2005 12:31)
mersi lapino am le tononkalo an! hividy fanjaitra ah zao hanjairako ny molotro!
32. anjeliko
(
29/12/2005 07:57)
Tsa vehivavy za manoratra io fa lehilahy ! Zavatra tsikaritra dia misy ny vehivavy sasany te-hanajanaka fa tsy te-hanambady. Misy indray manambady nefa tsy te-hiteraka sy hanan-janaka. Misy maniry te-hanan-janaka nefa tsy mahazo, misy miteraka maro be te- hampihena. Mifamahofaho tsa hita hoe akory izy ty !
33. baloot
(
02/01/2006 04:41)
Ny fitiavana dia misy foana,na dia samy lavitra aza ianareo,saingy ny degré no tsy hitovy. Na tia aza ny olona iray, dia aoka ho fantarina fa vitsy ny miteny io teny io satria zary mitarika fahamenarana ho an'ny sasany ny filazana izany indrindra fa raha hanontaniana.
Ny olona ihany koa rehefa tia dia tsy mila manontany izany isika fa hita misoritra amin'ny fihetsiny sy fijeriny ny fitiavany.
Ny mitia olona ihany koa dia ferana satria mety hitarika hevitra hafa eo anin'ny fiainana. Antony:
Ny fitiavana dia tsy maintsy mifamaly fa tsy misy fitiavana mandeha ila izany.

34. Sorate
(
17/01/2006 10:27)
Fa ankehitriny de reto telo reto no mitoetra: "Finoana , Fanantenana , Fitiavana ; fa ny Fitiavana no ngoza ndrindra am'reo" "Ny Fitiavana tsy ho levona mandrakizay"
36. Sorate
(
28/03/2006 04:31)
Ekena fa fiainana revy ary fitiavana fa ao koa ny finoana fa mbola mitoetra foana ilay fitiavana
37. bellla
(
19/04/2006 20:25)
Aza mankarary tena ami zay lehilahy iray tsy tia aky an! efa tsy eo akaikin-dry kosa izy ka de mora ho andry mihitsy ny hanadino azy, teo amindry aza izy tsy nety niteny hoe tiko ndry ka nony lavitra any tsy hataony hoe lavitry ny maso? mitoto koba aky hatavy a! sipa vao firy taona io ndry no hiasa loha amin'eo? zao no tadidio 'mbola ho avy ny anjaranao', avalao any izy, ataovy fotsiny izay hahametimety ny fiainandry mba hitsiriritany andry any aoriana any ; de mba anjarany indray ny marary ami zay, tour-ndry ko ny mampifilafila. zany an!