hery anaty

1. ibasan ( 16/12/2005 09:42)
isika malagasy dia malaza olonkendry koa andeha ho velomina indray izany ,inona anefa no atao
tsy misy torolalana manao ahoana akory fa dia ny fombapiainanao andavanandro no mameno ny fiainanao
raha manao ny tsara ianao dia mivaly tsara ary raha manao ny ratsy ianao dia mivaly ratsy anefa io azo ovana @alalan'ilay hery be ao anaty ao fa tsy any ivelany akory no angatahina izany
esprit de causale(renge) de NAM MYOHO RENGE KYO
tsy misy ny tody fa ny atao no miverina
soa atao levenambola fa ratsy atao loza miantona koa samia ary mandinitena é!!!
veloma
mbola hitohy
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 19:41
2. sonwin ( 16/12/2005 12:00)
voavaky, miandry tohiny
3. pissoa ( 16/12/2005 13:35)
mandini-tena ry sonwin fa tsy miandry tohiny fotsiny eo ah :°)

4. Veloo ( 16/12/2005 15:39)
tsara ilay size, ary marina izany fa ny gasy dia olonkendry tokoa, ny olana anefa dia amin'izao fotoana tena vitsy sisa ny olona gasy manam-pahendrena satria ahona?
1- tsy mihaino ny tenin'ny RAR intsony ny ankizy
2- manalavitra an'andriamanitra ny akamarony (fahendrena dia avy @ Antra)
3- manaraka ny fiainan'ny ol k'afa ny gasy
4- ny fahoriana dia tena nanova ny fisainan'ny gasy
tsy azo omena-tsiny ny gasy...
ny ala-olana:
1 - mivavaka @ Antra.
2- manaraka ny fahendren'ny olon-dehibe(izay tsara rehetra hita amin-dry zareo) tsara wa fa tsy ny ratsy an....
3- mamaky boky ny t@ andron'ny olona gasy taloha...
ka ahona misy marina ihany ve reo?

pissoa a ie marina ny anjy...

5. pissoa ( 16/12/2005 16:03)
fa tena tsy mananihany fotsiny anie izaho nilaza an'io ry veloo e, fa tena mampieritreritra le size
6. lapino ( 16/12/2005 16:19)
"hery anaty"
hery sa herimiafina? :-D:-D
7. Herimiafina ( 16/12/2005 17:11)
Fa maninona ary le olona nanoratra anarana ho mpikambana taty aoriana rehetra tsy misy mameno hatramin'ny farany ny mombamomba azy daholo e, otsan'ny miresaka amin'ny matoatoa foana zah klé. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Loi du karma io fa tsy hery anaty izany: "KI-AI".
8. akamatiana ( 16/12/2005 18:27)
mbola jery fitaratra mandinika l tenanay kle :-w:-w:-w
9. lapino ( 16/12/2005 18:45)
akamatiana:
mbola jery fitaratra mandinika l tenanay kle :-w:-w:-w

Sesky be :wink:
10. Bariry ( 16/12/2005 18:55)
:?::?:
11. fijo ( 16/12/2005 21:37)
laviko ny filazana fa ny fahendrena dia tsimaintsy avy amin'andriamanitra.
12. Veloo ( 17/12/2005 02:21)
Pissoa, ka marina anie ny tenin-njy e:-*
13. dadabe ( 17/12/2005 03:21)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 16-12-2005 19:39:02
Lohateny : Re : hery anaty
tsara ilay size, ary marina izany fa ny gasy dia olonkendry tokoa, ny olana anefa dia amin'izao fotoana tena vitsy sisa ny olona gasy manam-pahendrena satria ahona?
1- tsy mihaino ny tenin'ny RAR intsony ny ankizy
2- manalavitra an'andriamanitra ny akamarony (fahendrena dia avy @ Antra)
3- manaraka ny fiainan'ny ol k'afa ny gasy
4- ny fahoriana dia tena nanova ny fisainan'ny gasy
tsy azo omena-tsiny ny gasy...
ny ala-olana:
1 - mivavaka @ Antra.
2- manaraka ny fahendren'ny olon-dehibe(izay tsara rehetra hita amin-dry zareo) tsara wa fa tsy ny ratsy an....
3- mamaky boky ny t@ andron'ny olona gasy taloha...
ka ahona misy marina ihany ve reo?

pissoa a ie marina ny anjy...

sambatra aho manana anao e
14. Veloo ( 17/12/2005 03:23)
dadabe :-D:-D:-D:-D
15. watafon ( 17/12/2005 05:53)
avy nandini-tena elabe za manoratra eto ty ! mbola azo harenina tsara fa mbola tsy very loatra alou !!
ny hanampiako azy fotsiny angah d hoe aza mba manenina @ soa vitanao na t@ fahvalonao aza !
fijo,hazavao ny hevitr'ise !
16. diamondra27 ( 17/12/2005 07:14)
HM: mazava ho azy fa mety ho ireo le XXX e!
ha ha ha
17. ravakamalala ( 17/12/2005 22:16)
[quote = fijo ]laviko ny filazana fa ny fahendrena dia tsimaintsy avy amin'andriamanitra[/quote]
fa maninn no lavinao hoe ny fahendrena dia avy amin Andriamanitra?
tsy voatery hoe Jehovah anie io e! fa mety andriamani-kafa. zany hoe olona, na zavatra ttsy hita maso, atahorana sy hajaina.
Jereo ny finoana hafa, manana filozofia, misy lalana mandrindra ary fepetra takiana, raha tena samy manaja ny azy, dia hitako hoe mitondra fahendrena. :wink:
18. Veloo ( 17/12/2005 23:54)
fijo a na mino ianao na tsy mino ny fahendrena dia fanomezana iray parmi an;ireo hafa izay nomen'andriamanitra antsika.:wink:
19. mandrindra ( 19/12/2005 10:23)
Ny fahendrena dia fivoaran'ny tsirairay sy ny fomba namolavoalny ny zavatra rehetra manodidina azy fa tsy fanomezana izany, na avy amin'iza na avy amin'iza.
20. Veloo ( 19/12/2005 14:39)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3576