hery anaty
21. watafon
(
19/12/2005 17:26)
mandrindra, ny fahaizana no mivoatra amiko , fa ny fahendrena efa voajanahary !
22. Veloo
(
19/12/2005 19:42)
oy i wata e:
inn ny dinak'ny voajanahary??????
eo ndray zao isika ary mety miverina ery ambony ihany ny valony :-D:-D:-D
ny fahendrena efa voajanahary
inn ny dinak'ny voajanahary??????
eo ndray zao isika ary mety miverina ery ambony ihany ny valony :-D:-D:-D
24. Veloo
(
19/12/2005 21:03)
cutie a, ie fantatro ka fa mba tiko ho fantatrin'ny sasany fa oe avy @ andriamanitra ihany anie ilay izy e :wink: voa - janahary
30. mandrindra
(
20/12/2005 12:49)
watafon, vao teraka ve izany dia tonga dia efa fantatra hoe nahazo fahendrena sa tsia ?