Fa xmas inona ary izany???
1. notron
(
15/12/2005 06:42)
- Fa maninona lesy elà ry Lety no andro krisimasy zao nefa toa miantsena irery sady mototra beee??
- Maty lesy ny vadiko a!
- Ilay vadin'lah faharoa ve zany?
- Ie
- F'ahoana Lety eee? Tsy t@ herintaona tahak'izao no maty le voalohany?
- Ie
- Inona moa no nahafaty azy?
- Nihinana champignon lesy no nahafaty azy a!
- Ary ilay faharoa?
- Vaky lesy ny lohany a!
- Fa naninona Lety ee?
- Novelesiko t@ vy be
- Nahoana kosa ary?
- Ka tsy nety nihinana chanpignon kou!!!
- Maty lesy ny vadiko a!
- Ilay vadin'lah faharoa ve zany?
- Ie
- F'ahoana Lety eee? Tsy t@ herintaona tahak'izao no maty le voalohany?
- Ie
- Inona moa no nahafaty azy?
- Nihinana champignon lesy no nahafaty azy a!
- Ary ilay faharoa?
- Vaky lesy ny lohany a!
- Fa naninona Lety ee?
- Novelesiko t@ vy be
- Nahoana kosa ary?
- Ka tsy nety nihinana chanpignon kou!!!
novalian'i Veloo ny 19/12/2005 15:53
13. lapino
(
15/12/2005 17:19)
pissoa:
f'inn ty mahazo an'lapino, efa we xmas mbola ...
Velesina am'vy 'ndray hono no fanaovan'lery an'le tsonjo, tsss! tsy mahay mihitsy zany rah bandy!