Fa xmas inona ary izany???

1. notron ( 15/12/2005 06:42)
- Fa maninona lesy elà ry Lety no andro krisimasy zao nefa toa miantsena irery sady mototra beee??
- Maty lesy ny vadiko a!
- Ilay vadin'lah faharoa ve zany?
- Ie
- F'ahoana Lety eee? Tsy t@ herintaona tahak'izao no maty le voalohany?
- Ie
- Inona moa no nahafaty azy?
- Nihinana champignon lesy no nahafaty azy a!
- Ary ilay faharoa?
- Vaky lesy ny lohany a!
- Fa naninona Lety ee?
- Novelesiko t@ vy be
- Nahoana kosa ary?
- Ka tsy nety nihinana chanpignon kou!!!
répondu par Veloo le 19/12/2005 15:53
2. pissoa ( 15/12/2005 06:46)
andray :(:-D
3. ari.malala ( 15/12/2005 06:48)
andray kosa!!! loza ko zany :-D
4. Mifenty ( 15/12/2005 08:29)
afakely lesy ty X mas ty le, resaka X marina le
5. lapino ( 15/12/2005 08:57)
:evil:
6. pissoa ( 15/12/2005 10:01)
f'inn ty mahazo an'lapino, efa we xmas mbola ...
7. dadabe ( 15/12/2005 10:58)
:^):°)
8. sonwin ( 15/12/2005 13:04)
gaigy be zany le
9. mandrindra ( 15/12/2005 15:44)
manja izany ka, tsy maintsy misy foana ny vahaolana
10. sasa ( 15/12/2005 15:46)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. Veloo ( 15/12/2005 16:09)
o ry kala sasa a zany ve de mampime? loza zany ra vady kle :roll:
12. pissoa ( 15/12/2005 17:06)
:-D:-D
13. lapino ( 15/12/2005 17:19)
pissoa:
f'inn ty mahazo an'lapino, efa we xmas mbola ...

Velesina am'vy 'ndray hono no fanaovan'lery an'le tsonjo, tsss! tsy mahay mihitsy zany rah bandy!
14. Veloo ( 15/12/2005 18:24)
iza no tsonjo ry lapino?
15. dadabe ( 16/12/2005 02:47)
toi tsonjo d zah kankana:^)
16. ari.malala ( 16/12/2005 10:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. lapino ( 16/12/2005 14:44)
:-D:-D
18. pissoa ( 16/12/2005 16:50)
19. Veloo ( 16/12/2005 19:55)
dadabe:roll:
lozana mime fotsiny, ironika doly le fimehezana
20. dadabe ( 17/12/2005 04:22)
inona izany ironika izany ry malala :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2186