mifampikotirera

1. zefalah ( 07/12/2005 18:11)
tsy nanaiky mihintsy i Rapetera,fa azy foana ny lohan'izay Biby vonohina na vorona io na akoho.
tsy naharitra I Zozo zanany ka nanotany azy.

-fa nahoana kay no i Dada foana no mihinana ny lohan'akoho sy vorona rehefa mamono isaka?

nilanja loha i Rapetera sady nanao kroaze le bra no nanamboatra molotra:

-satria izaho no lohan'ny tokatrano,hoy izy nizesta.

_I Dada be mpihinana ny vodu akoho sy vody vorona izany vodin'inona ry dada?
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:20
2. Veloo ( 07/12/2005 19:18)
=))=))=))=))
3. sanana ( 07/12/2005 23:05)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. lapino ( 07/12/2005 23:52)
:-D:-D:-D
Misy faly ndray fa resahana ny vodin'inona an'i dadabe kle :wink: :-D:-D
5. Herimiafina ( 07/12/2005 23:58)
Ny ahy aleo ihany atodiny klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
6. jennifer2 ( 08/12/2005 01:57)
ka raha fohy ao anaty kibonao ao de ahoana?
7. Herimiafina ( 08/12/2005 01:59)
Vao maika tsara, de namany nihinana akoho ihanyz any zah klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
8. jennifer2 ( 08/12/2005 02:05)
tandremo aza sao mandrezatra akoho eo!
9. Herimiafina ( 08/12/2005 02:09)
Ka iny mahintsiny no mahatsara azy, afaka matory refa avy manjezatra, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. jennifer2 ( 08/12/2005 02:18)
Humm, za tsy hiray lamba aminao!
11. Herimiafina ( 08/12/2005 02:20)
Fa maninona, ianao koua za mba nihinana akoho kou, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. jennifer2 ( 08/12/2005 02:29)
Fa za tsy manjezatsa!
13. dadabe ( 08/12/2005 02:36)
ouajay le ary zah kay no lasa size ato le :^)
14. jennifer2 ( 08/12/2005 03:13)
dadabe!:-D:-D:-D:-D
15. mimiso ( 08/12/2005 05:53)
Tena voakitikitika ve lé dadabe klé, :oops::oops:
Ovay XXXX io PS-nao fa tô zay mandalo tô miteny dôly klé, sa mba te halaza ra-zôdah ?:-D:-D:-D
16. sonwin ( 09/12/2005 14:15)
hay ve zaodahy-nao bedada e:°)
17. Herimiafina ( 09/12/2005 14:51)
De misy fianankaviana vaovao fantatra indray zany ato klé, hehehehe:-D:-D
18. Veloo ( 09/12/2005 15:33)
mimiso a fa ahona no lasa zoda njy i ledada? mba lazao kely oe:-D:-D:-D
19. dadabe ( 10/12/2005 08:44)
veloo > he he manambady ny rahalahiko izy ka ,
vadinjoky kilalaonjandry hehehehe
(tsy mandeha ny sary lele=tsy nisy moly )mdrrr
20. Veloo ( 10/12/2005 23:49)
zay ny anjy ry dadabe rehefa maditsa tsy mande ny sary :-D:-D:-D lalaovy ao e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.093