pate crêpe

1. ari.malala ( 07/12/2005 11:24)
manahoana daolo e, mba atoroy fanaovana pate na creê ry erto fa tsy mety fôna refa za no manao a
répondu par chipie1 le 14/12/2005 07:29
2. Lepetitbeau ( 07/12/2005 11:50)
ity indry raha hanandrana fa za efa nanandrana an'io fa tena mety be sady tsara le izy an: http://www.chefsimon.com/crepe.htm
3. Fiffi ( 07/12/2005 11:51)
ari.malala: way , io ve ? pate à crêpe , faran'izay mora indrindra:
-mba ho legère ny crêpe de atao moitié farine de blé moitié maïzena satria sao dia misy tsy mahalevona fa raha tianao de farine fotsiny
250g de farine , moitié eau moitié lait , fa azo hatao koa raha tianao ronono fotsiny na rano fotsiny no ampiasaina , 1 pincée de sel , 2 cuillères à soupe de sucre na raha tianao ho masira de sira fotsiny no atao raha sakafo masira zany , 3 cuillères menaka dia afangaro daholo de mixena miaraka , dia izay itiavanao ny epaisseur-ny no anampianao rano na ronono , mazotoa e!:-*:-*
4. Fiffi ( 07/12/2005 11:52)
ari.malala , way saika hadinoko ny atody , 2dia ampy an! fa manjary lasa pate à gateau ny hafarany , ka ataovy liquide tsara fa tsy marihitra be .
5. Lepetitbeau ( 07/12/2005 12:15)
ity indry raha hanandrana fa za efa nanandrana an'io fa tena mety be sady tsara le izy an: http://www.chefsimon.com/crepe.htm
6. Lepetitbeau ( 07/12/2005 12:22)
ity indry raha hanandrana fa za efa nanandrana an'io fa tena mety be sady tsara le izy an: http://www.chefsimon.com/crepe.htm
7. Lepetitbeau ( 07/12/2005 12:33)
ity indry raha hanandrana fa za efa nanandrana an'io fa tena mety be sady tsara le izy an: http://www.chefsimon.com/crepe.htm
8. ari.malala ( 08/12/2005 06:48)
lepetitbeau,; misaotra ffa efa hitako :)
d misaotra an'i fiffi ko e, fa le epaisseur ny mints no ts haiko fa na lasa matsora loatra na henjana loatra d ts mety:(
9. diamondra27 ( 08/12/2005 07:30)
ity tena misy recette originale an:
250g de farine
100g de sucre 1 pincée de sel
3 oeufs
1/2 litre de lait
faire une fontaine avec la farine, le sucre, le sel et les oeufs. Délayer le tout avec le lait. Parfumer avec du liqueur à l'orange, du rhum ou de la fleur d'oranger

de bonne appétit, de aza adino ny manasa anay sy herimiafina fa zay tena tia misosy be
10. diamondra27 ( 08/12/2005 07:32)

11. ari.malala ( 12/12/2005 13:42)
merci bcp daolo :)
12. chipie1 ( 14/12/2005 07:29)
asiana labiera kely kou ilay izy tsara be :miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1817