mitady mpitondra fivavahana hiresahana

1. diarie ( 07/12/2005 17:51)
Manao ahoana tompoko oh! Aty ampitandranomasina ny tenako ka mahatsiaro mila aimpanahy, mila dinidinika kristianina, koa raha misy Mpitandrina na mpiandry na mpitondra fivavahana protestanta mahita izao antso izao sitrako tokoa raha ny mba hifanoratra aminy @ mailaka diari51@yahoo.fr.Dia misaotra mialoha ho an'izay vonona hifanoratra amiko.
novalian'i marozevo ny 28/02/2006 00:41
2. Veloo ( 07/12/2005 20:16)
tsika ko anie afaka manao dinidinika eto e... apetraho ny fanontanianao mety ho vovaly ihany ....:wink:
3. Ragadona ( 07/12/2005 20:55)
Mba dinidinika amin ny endriny hafa kosa ve no tiny hatao d.... to tsy dia tsara loatra ny anaovana azy eto ra izay satria eto ange mifangaro ny hanihany sy tena izy e, tontolo hafa mihitsy io azy io ka
4. Veloo ( 07/12/2005 21:31)
ragadona a ie marina tokoa ny anao kle
5. ndrena ( 08/12/2005 08:09)
Izay no tiany dia manorata any izay manana hevitra kosa e
6. Herimiafina ( 09/12/2005 14:57)
:-* Jereo fa toa misy Fiangonana manana site internet de misy forum ao de misy adiresy mail ny Pasitera, dia mazotoa. :-*
7. dadabe ( 10/12/2005 14:18)
mety ho olona manana blem angamba izy ka,d aleony miresaka privee :(,matahotra anah angamba izy le :°)
8. jentilisa ( 10/12/2005 15:03)
anontanio ireny manoratra amin'ny serasera@yahoogroups ireny fa tsy maintsy hisy hamaly ao sa ahoana?
9. ravakamalala ( 10/12/2005 15:44)
Mba dinidinika amin ny endriny hafa kosa ve no tiny hatao d.... to tsy dia tsara loatra ny anaovana azy eto ra izay satria eto ange mifangaro ny hanihany sy tena izy e, tontolo hafa mihitsy io azy io ka


izay mihitsy ilay mahagaga sady mahasosotra ndraindray, misy olona mba tena manao tora-po, mba te hahazo toro hevitra matotra dia ny sasany mananihany fotsiny., nefa efa misy takelaka io hoe hatsikana.:cry:
10. Herimiafina ( 10/12/2005 15:50)
Iza zany hitan'i neny mananihany ato zany klé, hehehehe:-D:-D
11. ravakamalala ( 10/12/2005 16:10)
aza tratrako fa maratrako!:°)
12. Herimiafina ( 10/12/2005 16:30)
Tsisy mananihany ato kah, zah zao no probabla be mpananihany ato kanefa zah zao vao mananihany fa tsy teo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. dadabe ( 11/12/2005 11:15)
marina izany razokiny be a
14. Veloo ( 11/12/2005 21:10)
hery:roll:
15. marozevo ( 11/12/2005 23:05)
diarie > fa aiza ilay am-pita misy anao ?
16. ndrena ( 12/12/2005 13:58)
Raha vao misy arabe na rano dia tsy maintsy miampita e!:P
17. marozevo ( 12/12/2005 23:40)
ndrena kosa aloha aza mananihany eh.. Dia hoe etsy ampitan'Ikopa ve izy ? Zany ve tsy etsy itaosy indray. Ka maninona raha manatona an-dry zalahy eny amin'ny faritra Tana 102.
Tena mba manontany an'i diarie anie aho fa aza ataonareo hoe ... Valio retsy ry diarie ah..
18. adam ( 06/01/2006 07:24)
diarie>vakio ny bible hatramin'ny voalohany fantaro iza marina aloha io Aandriamanitra io,an'iza io tantara io fantaro ny fombany manàna mihitsy fotoana hamakiana dia tsy voafitaka ianao
19. dadabe ( 07/01/2006 05:53)
amin'izay tsy mitoky amin'olombelona
20. xxx ( 07/01/2006 06:11)
8O aleo iany eto dago ko?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2732