mitady mpitondra fivavahana hiresahana
1. diarie
(
07/12/2005 17:51)
Manao ahoana tompoko oh! Aty ampitandranomasina ny tenako ka mahatsiaro mila aimpanahy, mila dinidinika kristianina, koa raha misy Mpitandrina na mpiandry na mpitondra fivavahana protestanta mahita izao antso izao sitrako tokoa raha ny mba hifanoratra aminy @ mailaka diari51@yahoo.fr.Dia misaotra mialoha ho an'izay vonona hifanoratra amiko.
répondu par marozevo le 28/02/2006 00:41
2. Veloo
(
07/12/2005 20:16)
tsika ko anie afaka manao dinidinika eto e... apetraho ny fanontanianao mety ho vovaly ihany ....:wink:
3. Ragadona
(
07/12/2005 20:55)
Mba dinidinika amin ny endriny hafa kosa ve no tiny hatao d.... to tsy dia tsara loatra ny anaovana azy eto ra izay satria eto ange mifangaro ny hanihany sy tena izy e, tontolo hafa mihitsy io azy io ka
6. Herimiafina
(
09/12/2005 14:57)
:-* Jereo fa toa misy Fiangonana manana site internet de misy forum ao de misy adiresy mail ny Pasitera, dia mazotoa. :-*
7. dadabe
(
10/12/2005 14:18)
mety ho olona manana blem angamba izy ka,d aleony miresaka privee :(,matahotra anah angamba izy le :°)
8. jentilisa
(
10/12/2005 15:03)
anontanio ireny manoratra amin'ny serasera@yahoogroups ireny fa tsy maintsy hisy hamaly ao sa ahoana?
9. ravakamalala
(
10/12/2005 15:44)
Mba dinidinika amin ny endriny hafa kosa ve no tiny hatao d.... to tsy dia tsara loatra ny anaovana azy eto ra izay satria eto ange mifangaro ny hanihany sy tena izy e, tontolo hafa mihitsy io azy io ka
izay mihitsy ilay mahagaga sady mahasosotra ndraindray, misy olona mba tena manao tora-po, mba te hahazo toro hevitra matotra dia ny sasany mananihany fotsiny., nefa efa misy takelaka io hoe hatsikana.:cry:
12. Herimiafina
(
10/12/2005 16:30)
Tsisy mananihany ato kah, zah zao no probabla be mpananihany ato kanefa zah zao vao mananihany fa tsy teo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
17. marozevo
(
12/12/2005 23:40)
ndrena kosa aloha aza mananihany eh.. Dia hoe etsy ampitan'Ikopa ve izy ? Zany ve tsy etsy itaosy indray. Ka maninona raha manatona an-dry zalahy eny amin'ny faritra Tana 102.
Tena mba manontany an'i diarie anie aho fa aza ataonareo hoe ... Valio retsy ry diarie ah..
Tena mba manontany an'i diarie anie aho fa aza ataonareo hoe ... Valio retsy ry diarie ah..
18. adam
(
06/01/2006 07:24)
diarie>vakio ny bible hatramin'ny voalohany fantaro iza marina aloha io Aandriamanitra io,an'iza io tantara io fantaro ny fombany manàna mihitsy fotoana hamakiana dia tsy voafitaka ianao