mitady mpitondra fivavahana hiresahana

21. marozevo ( 07/01/2006 23:30)
Tsy tamàna teto i diarie fa tsy nisy nanoro hevitra azy isika. mampalahelo.. mba ampio ihany ho'aho ny namana raha afaka manampy iannao.
22. adam ( 08/01/2006 01:32)
rehefa tsy ampiana ve tsy analàna e??? :lol::lol::lol:
23. jimna ( 07/02/2006 04:32)
inona no tena resaka tinao hatao? izaho aloha tsy pitondra fivavahana fa ny zavatra ianarako dia mifototra @ baiboly e de afaka mifanjohy hevitra isika raha mety satsia ao @ baiboly iany no ahitana ny valiny izay tadiavinao e ,izy io koa no boky tsara indrindra nomen'Andriamanitra antsika e,mirakitra zava-tsoa.
24. jimna ( 16/02/2006 09:30)
diarie:

Manao ahoana tompoko oh! Aty ampitandranomasina ny tenako ka mahatsiaro mila aimpanahy, mila dinidinika kristianina, koa raha misy Mpitandrina na mpiandry na mpitondra fivavahana protestanta mahita izao antso izao sitrako tokoa raha ny mba hifanoratra aminy @ mailaka diari51@yahoo.fr.Dia misaotra mialoha ho an'izay vonona hifanoratra amiko.

afaka mitafatafa isika raha tinao ,izaho aloha tsy mpitondra fivavahana fa saigy kosa isika dia afaka mifanjohy hevitra izay mirakitra avy ao @ soratra masina.

25. marozevo ( 16/02/2006 23:46)
Diarie aza tsy tonga eto intsony kooo.... Efa nadio ny rano nitàny.
26. jimna ( 21/02/2006 08:38)
ok ary e
27. dadabe ( 24/02/2006 11:24)
:°):°):°)
28. marozevo ( 25/02/2006 00:37)
Filazana ankapobeny :
Manatona an'i dadabe izay mila mpitondra fivavahana eh..
29. dadabe ( 25/02/2006 07:27)
ouajayy le!!zzah anie r'ise tsy mianatra teolojia e,tsy aleo ve any aminao izy e, ianao mba mianatra teolojia ihany :wink:

fa izany hoe afaka mifampahery aloha isika e (zah frera )
30. diamondra27 ( 25/02/2006 11:18)
marozevo: de ahoana no atao hanatonana azy?
31. marozevo ( 26/02/2006 00:26)
Raha marina ny filazan'i Lery dia any Chine izy izany kooo... mandehana any Chine izay mila azy.

dadabe ah... samy hafa ny hoe nianatra sy ny hoe mampihatra. Izaho nianatra fa ianao mampihatra, mba ifampizarana ilay adidy eh.
32. dadabe ( 26/02/2006 10:10)
ekena e!
fa izao e, i diamondra ve aloha le mila ahye ?? sa iza ?? avy aty chine diams raha malalaka enao a:wink:
33. marozevo ( 28/02/2006 00:41)
Hivadika any ankoatry ny tsy hita ity pejy ity fa tsy nahita izay notadiaviny ilay nanokatra ity loha hevitra ity. mandram-pihaona eh..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3072