hafatra
1. fasaly
(
07/12/2005 06:18)
ahoana ny hatao rehefa te handefa hafatra any amin'i
" hery " kay fa tsy mety lasa mihintsy ny hafatra na ilay mail: hery @ yahoo izany na lay hery fotsiny.
mbo valio hoe!!!
" hery " kay fa tsy mety lasa mihintsy ny hafatra na ilay mail: hery @ yahoo izany na lay hery fotsiny.
mbo valio hoe!!!
novalian'i fasaly ny 09/12/2005 16:12
2. ari.malala
(
07/12/2005 06:42)
hihihi, any @ namana aky d eo @ le handefa hafatra d hery no atao eo @ anaran'ny andefasana a
3. fasaly
(
07/12/2005 12:01)
k'efa nanao foana zà fa tsy mety lasa!
hay zany nisy fanamboarana tam maraihna knou!
fa efa nanadefa zà de lasa ka! de mianjy valiny e!
merci ky ari. a!
hay zany nisy fanamboarana tam maraihna knou!
fa efa nanadefa zà de lasa ka! de mianjy valiny e!
merci ky ari. a!
4. dadabe
(
09/12/2005 13:09)
kay le tsy nety lasa v ny andry ??? kay sady izay lasa any @ sefo :-@:-@:-$
5. fasaly
(
09/12/2005 16:12)
tsy nety lasa wa ry bedada, kay lasa ihany ka!
nisy tsy nety tam lafin'ny teknika!!!
fa in njay zao no ao antsain'i bedada???
nisy tsy nety tam lafin'ny teknika!!!
fa in njay zao no ao antsain'i bedada???