efa nitandrina
1. zefalah
(
07/12/2005 18:16)
Bedin'i dadafara i belita fa dadany raha hijangajanga
- io fanaovana firaisana amin'ny olo-kafa samy afa hivelan'ny tokatrano io nge lehity no ahazoana SIDA e
hoy i dadafara nananatra azy.
herinandro taty aorina dia niteny tamin'ny dadafarany i belita:
- narahiko ny teninao ry dadafara hoy izy: tsy nijangajanga ivelan'ny tokatrano intsony aho fa entiko ao an-totranao daholo izay vhv miaraka amiko.
ny indro kely fotsiny .dia izao i Bao vadiko no lasa nitsitaka any ivelan'ny toakatrano

novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:18
5. Herimiafina
(
07/12/2005 23:58)
Ka izy marina ve hiraharaha rehefa tsy mazava izay lazaina azy klé, hehehehe=))=))=))=))
6. jennifer2
(
08/12/2005 01:46)
Ny anarany aza efa hoe zefa koa, izany no antony hanaovana teny mazava tsara rehefa miresaka.
8. jennifer2
(
08/12/2005 01:55)
:-D:-D:-D, na belita na zefa, rehefa miresaka tokony hohazavaina tsara fona2
9. Herimiafina
(
08/12/2005 01:58)
Ie, atao précis tsara fa tsy ahodikodina. Indraindray anie misy tsy mazava ny teny gasy e, mila mampiasa ny voambolana tena izay fa manjary tsy azon'ilay olona na adikany zavatra hafa le tina ho tenenina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina
(
08/12/2005 02:08)
Ie, otsan'iny izao, samy hafa mahintsiny ny hevitra klé, samy hafa ny hoe manger les épices et mager épices, hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. Herimiafina
(
08/12/2005 02:20)
Zah tia épice kah, refa tsy trop, an3, qwerty kah, fa qwerty misy accent, hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. jennifer2
(
08/12/2005 02:28)
mba alefaso aty zany claviernao zany. lasa ohatran'ny tsy mahay fracais tampoka zahay 2 le tsisy accent koa!
16. Veloo
(
09/12/2005 14:07)
resaka mamban'ny belita no ato ny an-dry hery lasa resaka clavier:roll::-D:-D:-D
17. sonwin
(
09/12/2005 14:14)
record amin'ny famadihana resaka leiry io, ary ndry zany koa nifindran'ilay vanitika an:D:°)
18. Herimiafina
(
09/12/2005 14:38)
sonwin sy veloo: miray hina hamely anah njay nareo an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. Herimiafina
(
09/12/2005 16:15)
F'hita knou, mahatsiaro ny firaisankinan'i Hitler sy Missolini mahintsiny zah, hehe:-D:-D