efa nitandrina
21. pissoa
(
09/12/2005 16:22)
otran'ny hivadika Hitler ndray le resaka :-D
ary misy manao depistage-na vanitika ato kay!:°)
ary misy manao depistage-na vanitika ato kay!:°)
23. Herimiafina
(
09/12/2005 19:01)
Jereo zany izy klé, otsan'izany mahintsiny ny tenin'i Hitler tamin'ny jiosy fahiny klé, hehehe:-D:-D
25. Herimiafina
(
10/12/2005 16:12)
Fandrika anefany iny: jereo amin'izay aza hoe iza no namadika tanteraka ny resaka tato, hehehehe:-D:-D=))=))
27. Herimiafina
(
10/12/2005 16:24)
Voan'ny herimiafina formule X4 daholo nareo klé. hehehehhe:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
10/12/2005 16:54)
Aleo azany havadika amin'ny tena izy amin'izay ny resaka e.
Ny lesona azo tsoahina amin'ilay blagy io zany de hoe tokony maneho mazava tsara ny hevitra ampitaintsika isika, ary mampiasa voambolana mazava fa manjary misy fifangaroankevitra sy fandikana diso ny teny avy eo, dia mitarika olana.
Raha miteny izaho ohatra hoe "tsara iny sipa iny" tsy midika mihintsy izany hoe "tiako iny sipa iny" ary raha miteny zah hoe "tiko iny sipa iny" tsy midika mahintsiny izany hoe "te-hiaraka amin'iny sipa iny zah".
De izay le lesona izany e, hehehe:-D:-D

30. pissoa
(
10/12/2005 17:22)
an3 - manjary tsy misy ampiasana an'le hainteny ireny indray kah , nefa reny no tena milay!
aleo atao hoe rehefa mihaino dia henoina daholo fa tsy le farany fotsiny!
aleo atao hoe rehefa mihaino dia henoina daholo fa tsy le farany fotsiny!
31. Herimiafina
(
10/12/2005 17:45)
De manjary manao interrprétation diso indray i raherimiafina de diso fanantenana be klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
32. pissoa
(
10/12/2005 17:54)
de mba voa in-1 alou de amin'ny manaraka tsy manaiky mihitsy raha tsy mpampiresaka kah :-D de mitandrina tsala
33. Herimiafina
(
10/12/2005 17:57)
Fa maninona no mitandrina klé. le diso fanantenana aza mba zavatra tiko be klé. tena te ho diso fanantenana be tampoka teo njay zah zany klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
34. pissoa
(
10/12/2005 18:14)
nenah le diso fanantenana tsy tiko fa le mieritreritra an'zany no mampisaina kely milay be :lol:
35. Herimiafina
(
10/12/2005 18:21)
Efa ela loatra mansty zay zah tsy diso fanantenana klé, efa haiko daholo le fihetsika de tsy taitsa tsony zah.
Fa ze sipa mandiso fanantenana anah volaohany eo de vadiko tsisy atak'andro klé. hehehhe:-D:-D:-D:-D
Fa ze sipa mandiso fanantenana anah volaohany eo de vadiko tsisy atak'andro klé. hehehhe:-D:-D:-D:-D
37. Herimiafina
(
10/12/2005 23:51)
Mitady handrangitra ady njay ve i Veloo izany e, hamely ahy njay zao izy io an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. Herimiafina
(
11/12/2005 00:42)
Te-hamely anah mafy ve enao e, te-hanao tsikera maharary anah? Atoroko fika enao: vakio ny takelaka retsaretsa de mahita enao. hehehehe:-D:-D:-D:-D