Logique

1. 2gasy ( 08/12/2005 06:51)
L'informatique est une question de logique. Pour arrêter un ordinateur, il faut cliquer sur "Démarrer".
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:13
2. pissoa ( 08/12/2005 06:54)
lojika mifampikontrera :°):-D:-D:-D:-D
3. jennifer2 ( 09/12/2005 03:38)
ary misy mot tsy fantatra an!
4. Herimiafina ( 09/12/2005 07:13)
Misy variable tsy voafehy izyu izany klé, hehehe:-D:-D
5. sanana ( 09/12/2005 10:50)
:^)
6. dadabe ( 09/12/2005 13:14)
:^):^)
7. xxx ( 09/12/2005 13:23)
:^):^):^)
sw
8. Veloo ( 09/12/2005 14:00)
:^):^):^):^)
9. sonwin ( 09/12/2005 14:11)
:^):^):^):^):^)
10. Herimiafina ( 09/12/2005 14:50)
Ka ny fonction arreter anie paramètre iray ao anaty demarrage e, ohatra: raha hamono fiara enao de ny lakilé eo amin'ny demarera no ahodina, hehehe:-D:-D
11. Veloo ( 09/12/2005 15:29)
:^):^):^):^):^):^)
12. Herimiafina ( 09/12/2005 16:12)
Veloo sy sonwin ngah kambana e? hehehe:-D:-D
13. vancleef ( 09/12/2005 17:25)
Misy fika hamonona ny ordinatera mandeha @ Windows tsy mandeha ao @ menu Démarrer faha ny bouton Marche / Arrêt an'ny ordinatera ary misy tombotsoa iray ilay izy satria raha voatsindry tsy fananina ny bouton Marche / Arrêt dia tsy misy scandisk avy eo ary logika koa satria rehefa manampika jiro dia interrupteur iray ihany noho mpiana.

Déroulez le menu Démarrer, puis Paramètres, et cliquez sur Panneau de configuration.
Double cliquez ensuite sur l'icône Options d'alimentation. Une nouvelle fenêtre apparaît à l'écran, cliquez sur l'onglet Avancé.

Dans la rubrique Boutons d'alimentation, sélectionnez Demandez moi que faire dans la liste déroulante Lorsque j'appuie sur le bouton de mise sous tension.

Cliquez sur Ok. Désormais, en appuyant sur le bouton d'arrêt de votre unité centrale, vous pourrez directement arrêter votre ordinateur, le mettre en veille, ou le redémarrer.
14. Veloo ( 09/12/2005 17:53)
hery a :twisted:
sonwin la za vavy tsy kambana zany
15. Herimiafina ( 09/12/2005 17:55)
Ka misy kambana lahy sy vavy kah faux-jumeaux, mifanarankefa mantsy nareo de izay no nitenenako izany.

Logique mitovy amin'ny marche/arret zany kah, hehehehe
16. Veloo ( 09/12/2005 17:57)
mety misy ny telepathie zany ka :P
17. Herimiafina ( 09/12/2005 19:00)
Possibla, ary mety misy dikany izany fa diniho tsara, hehehe
18. pissoa ( 10/12/2005 16:05)
Oops, toa afaka ny vanitikan'i herimiafina?:roll:
sa misy tsy lojika ato zany:D
19. Herimiafina ( 10/12/2005 16:10)
Mbola io ny vanitika ko ka, ny vanitikan'ny serasera no tsy nety nipoitra, le sary izany, hehehehehe:-D:-D
20. pissoa ( 10/12/2005 16:20)
ndana alou ampivanitiho kou sefo :lol::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0667