Logique

21. Herimiafina ( 10/12/2005 16:26)
Logika be mahintsiny le izy noho ny fanamboarana kah, amboarina koa ny vanitika. hehehehe:-D:-D:-D:-D
22. pissoa ( 10/12/2005 16:37)
aza hitako zany ka lasa misy feony :-D
23. Herimiafina ( 10/12/2005 16:55)
Raha misy feony de hita be enao hoe mitserona na dia mampiasa sary vanitika aza, hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. pissoa ( 10/12/2005 17:16)
:evil::-D:evil::-D
25. Herimiafina ( 10/12/2005 17:18)
Ary lasa tiatia an'ireny devoly kely ireny koa enao an, Sabata anie androany e, tsy azo atao ny manonona na manoratra na manao sarisary mifandray amin'i devoly, hehe:-D:-D
26. pissoa ( 10/12/2005 17:24)
tsy tia devoly kely ah fa manandrana an'le asdy mitserona no mivanitika
27. Herimiafina ( 10/12/2005 17:43)
Ka zay anie le cinéma diplaomatika teneniko e, Misy sipa zao miteny hoe : "tiko enao ry herimiafina" nefa mitrerona be mankarenintsofina klé, de ouzy raherimiafina hoe zah nefa tsy tia anao sady manoroka ihany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
28. pissoa ( 10/12/2005 17:49)
enao ngamba niditra tany @ femme rebelle kou :-D:-D
29. Herimiafina ( 10/12/2005 17:52)
Ka refa femme de tiko daholo na rebelle na tsia,fa le mitrerona tsy tiko fa hahatadiavako zavatra ratsy klé, hehehehe
30. pissoa ( 10/12/2005 18:13)
tonga de otran'ny hoe bedy tamin'ny mbola kely ve? :roll::-D:-D
31. Herimiafina ( 10/12/2005 18:23)
An3, hahatsiarovako an'i Hitler klé, namono an-dry dadabeanay, hehehehe:-D:-D
32. Veloo ( 10/12/2005 23:42)
io ndray i hery sy ny hitler-rany :twisted:
inn zany sabata zany ry hery?
33. Herimiafina ( 10/12/2005 23:44)
Kiltioranay akia izany ry Veloo malala an, andro fahafito hangalana aina, fa ahona?:-D:-D:-D:-D
34. Veloo ( 11/12/2005 00:14)
ka inn ilay andro fahafito ry hery?
35. Herimiafina ( 11/12/2005 00:28)
Aza mody fanina eo akia fa efa fantatr'njy le valiny fa te hamandrika anah njy an, njy an, hehehehe:-D:-D
36. Veloo ( 11/12/2005 00:33)
ka efa mba manontany za ko ...valio:lol:
37. Herimiafina ( 11/12/2005 00:35)
Andro fahafito aminay andro fangalana aina, andro natokana ho an'Andriamanitra, fa ahoana?
38. Veloo ( 11/12/2005 00:38)
ka efa oe inn ilay andro fahafito ko8)
39. Herimiafina ( 11/12/2005 00:40)
Alahady no manomboka ny herin'andro de isao izany klé, Tady azoko antsaina le fandrika hamandrihanao anah klé. Tsisy fo mahintsiny toi ty an, tsy mi-pardone, tsy mamela heloka, hehehehe:-D:-D:-D:-D
40. Veloo ( 11/12/2005 00:45)
:P:P:P:P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2169