Logique
41. dadabe
(
11/12/2005 01:31)
humm asabotsy ve izany ny sabata e???:roll:
ary nareo mitsam izany miresaka mangingina ato a :-w:-w:-w:-w
ary nareo mitsam izany miresaka mangingina ato a :-w:-w:-w:-w
43. Herimiafina
(
11/12/2005 15:00)
Ka za ne leisy ry ledada no tato taloha de izy tonga de niditra tsy nandodona e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
47. Herimiafina
(
14/12/2005 02:59)
Veloo:
dain ko ty hery:twisted::twisted::twisted:
Njy ty tena experta amin'ity fampiasana sarindevoly ty ry Veloo malala an? hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. dadabe
(
17/12/2005 05:09)
veloo toi aza manao sarindevoly tsony fa sao lasa any ka!! tssssssss:*
