Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana

1. Fiffi ( 01/12/2005 16:05)
Manahoana daholo indray . Samy hitatsika teto daholo izany ireo tsianjery , lalao hirahira fony isika t@ fahazazana . Andao indray isika hiresaka kely : inona no zavatra tadididnao ary (ny-marqué anao)fony ianao tovolahy sy tovovavy tao anatin'ny fahatanorana moa izany (entre 15-18ans)
novalian'i Fiffi ny 04/01/2006 10:49
2. Fiffi ( 01/12/2005 16:07)
Ny ahy aloha dia ilay mingitrika manao belote no tena ni-marqué ahy e!;-);-)
3. Veloo ( 01/12/2005 17:21)
ny filalaovana volley-ball sy ping-pong.... Tsy afaka ato an-tsaiko hihihihihi:-D:-D:-D
4. Herimiafina ( 01/12/2005 18:56)
Nenah njay le filalaovana jeu de point sy jeu de faritany amlé sipakely izay no tena mba nahafinaritra ahy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
5. ravakamalala ( 01/12/2005 19:53)
za ry reto 15 ans mbola nanao tantara vato fa mbola natsiro tamiko izy tamin izany.:-$
6. lapino ( 01/12/2005 20:26)
Bôl solefann de le mandrary tady mamatotra an'le izy. De aveo am'zay manao ankisisika bi kely. De miady mandrefy an'le bi fa ny sasany be ny sasany kely tongotra. De eo am'le tokotany terre battue iny mbola mahita mi-takla ihany ...

ravakamalala < Zay aza hanala bac mbola manao tômôbil kapôka
7. ravakamalala ( 01/12/2005 20:46)
Tam'ireny vao maraina dia miandry sioka tokana, na lé tehatehaka iny dia lasa, avy eo ny masoandro mody no mampalahelo,
8. lapino ( 01/12/2005 20:49)
Zany angaha ny signal-nareo? :-D:-D
9. Herimiafina ( 01/12/2005 20:50)
Tamzah boay kely de tsy tia sipa mahintsiny, de refa le mahita olona fanoroka reny de mandrora mahintsiny klé. de tsy sahy petraka akaikina sipa, de nefa nanana akama sipa ankitelo klé, de refa kotin-dry zalahy le sipa de tezitsa be de tsy vidanako gouter tsonitsony. hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. xxx ( 01/12/2005 20:54)
mijery sipa eny amin la Ste, eo amin'ny bara vy eo isa-kariva
sw
11. Herimiafina ( 01/12/2005 20:56)
De nony naniry volonkelika sy tsy volonkelika ary volombava amin'izay de nanomboka tiatia sipa izany, tiatia mitsikilokilo, tiatia mijerijery, hehehe:-D:-D
12. lapino ( 01/12/2005 21:09)
Tam'zany le mba nianatra an'le hoe: vidanako mofo akondro enao de za vidananao menakely :-D:-D
13. ravakamalala ( 01/12/2005 21:30)
ny anay ny gouter nay tam zany mangahazo lé amidy eny amoron dalana reny, lé misy sasé be reny lé vilany, na ra tsy izany dia bononoka

lapino > fa inn ny signal-nareo?
14. lapino ( 01/12/2005 21:45)
ravakamalala < sioka tsy tokana ka!
15. ravakamalala ( 01/12/2005 21:55)
"ty ririnin ty " ve?:wink:

bedin i hery eo aho :-$
16. lapino ( 01/12/2005 21:57)
an3 ka! Zany tsy atao sioka fa tonga de tenenina :-D:-D
17. ravakamalala ( 01/12/2005 22:02)
tamin zay mbola kely koa dia nampinan'ny ankizy tôrtô!! taty aorina aho vao nahafantatra fa tsy fihinana kay io!
18. Herimiafina ( 01/12/2005 22:15)
Oay ty ravaka o! Fihinana ny tôrtô knou, irenya za no gouter-any taloha de asiana bômbô gasy le sarisary harona sy vorona reny fona knou, fa tsy fantatry papa sy maman bien sur an.:-D:-D:-D:-D

Ary nareo ve rankizy mba nanao ané kilalao hoe mpivay mpivady ireny taloha? hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. ravakamalala ( 01/12/2005 22:17)
tsy fihinana ny tôrtô herimiafina an! f'anga reny tsy omena ni kisoa?

dada sy neny no nataonay dia avy eo cache cache dans le noir!
20. Herimiafina ( 01/12/2005 22:19)
Fihinana ny tôrtô knou, vanjo mivoaka ny presy ireny knou fa atao sakafon'ny kisoa kalongany no tena marina e, fa n'empechy azo hohanina knou, hehehe:-D:-D

De inn nataonareo tao anatin'ny maizina ry ravaka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3703