Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana

101. dadabe ( 06/12/2005 05:56)
Miverina ery ambony
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 05-12-2005 21:11:00
Lohateny : Re : Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana
tsy aiko njay io zoera bresil io kle njy tsy maharesy ahy @ kanety

kii zoera ary zah tsy resindry d kanety ve le...???:-w njy aza tsy manana kanety :-$ zah manana 2 naturels sady malemilemy afaka manao careaux tsara mihitsy d atsofoko ao anaty lavaka ,he he he veloo:-$ :*:*:*:* aoka izay sao bedin'i diamondra sy jennifer eo zah kle
102. Fiffi ( 06/12/2005 06:31)
Herimiafina: ny ahy indray io laing maimbo io de atao eo ambonin'ny sezan'ny prof , voa mihetsiketsika izy de zay ! maimbo be de tsy mety mampianatra tsony izy de vosazy daholy ny iray classe:-D:-D:-D
fiaritiana: mba dadany kosa zany labizia nataonareo zany an !! tena mbola tsy nahafantatra an'io indray aho fa ny ahy le manao vengence @ namana iray somary matanjaka nohon'izaho de araraka eo @ latabatra ny encre:-D:-D
jenni:eny wa akia e! aza manaiky ampianarin'i Herimiafina haditrana zany fa tsy lasa io e! :-*:-*:-*
103. Fiffi ( 06/12/2005 06:35)
diamondra27: ny ahy indray de ilay maka feuille de manao ilay jeux de carreau de rehefa mahavita 5 croix na 4 points de soulignena en diagonale na droit de isaina avieo hoe firy sy firy , aiza moa no tsy ho lany ny feuille de cahier de souvenir ?:-D:-D
104. Fiffi ( 06/12/2005 06:37)
ary nareo ve tsy mba nanao ilay course @ voangory ? sa vongory ? ilay bibykely atao eo @ hazo somary lava iny de izay tonga aloha ery ambony no nandresy:-D:-D:-D
105. ari.malala ( 06/12/2005 06:42)
pissoa, za aky sady mitomany no mande mandaza tany @ prof d entiko mints dadanay t@zany a :-D d memezan'ny ankizy ftsd anie fa tsisy dikany e :-D d zao za vao mimeme b mieritreritra an'zany:-D
d ny fataonay ko le refa math ndray no atao lava b ny hira, d zay tsin mpianatry ny sekoly Katôlika fôna, d le ary izao tontolo izao iny no hira d atao daolo ny andininy 2 fa lava b ko iny tsin, fa tratra ary ndremande dernière heure ny math d efa samy maika hody zany d tonga d Dieu soit béni à jamais fts d vita ny vavaka fa tonga d ozy le prof, non, refa première heure tsika ary zao tonolo izao ny hira fanombohana d ary izao tontolo ziao ko ny hira famaranana ary atao daolo ny andininy rehetra, fa gina ts nahateny ny 1 kilasy hihihi

dadabe, hihihi, enao d ts maints mivaona kely fôna ny resaka an hihihi:-D
106. Veloo ( 06/12/2005 23:02)
ari a mahamenatsa mihitsy retsy i ledada io ka lasa lavitra lotra kle, tsy mahagaga i bebe voalohany raha nanao divorce taminy:-D:-D:-D
fiffi a za ko nilalao vongory hihihih, nahafinaritra ery ilay nanao cahier de souvenirs, nisy an'izany oe bandy tena tiko de tsy niaraka tamiko mihitsy de mody ilay cahier de souvenir no omena de nataony dia mba azo ilay sariny de avy eo tsisy afa tsy iny no jerena:-D:-D:-D:-D
107. diamondra27 ( 06/12/2005 23:31)
ary le biby mirehitra na hoa : angamenavody, tadidinareo ve, refa @ 6 iny manomboka maizina ny andro de manafika le biby io zahay de iny no solon'ny lampe de poche

fiffi: ny anay aky any ampianarana refa heure creuse no manao jeu de faritany a; de jeu de baccalaureat ihany koa: le mitady anarana vhv, lhl, pays, chose, animaux, etc...de aveo kotina de ze bz note no mandresy
fa manampy an! ze nilalao an'io afaka bac doly, de ze tsy nilalao nahazo bac à sable
108. jennifer2 ( 07/12/2005 01:31)
diamondra: andeha za mba hanao an'zany de mba afaka baka! tena mahafaka baka ve aloha le izy e?
109. ari.malala ( 07/12/2005 05:51)
veloo, ts haiko ndray alo retsy ny momba an'zay kty hihihi:-D
110. mamzelkely ( 07/12/2005 08:48)
zay tam mbôla kely mnaoa course tômôbil kely am njy cousin-nay de tam nianatra mpanao belote eo am zaridiaina hihihi maitra be de tam efa lebe de manao belote pdt ny cours njay hhihihi:-D:-D:-D
111. Fiffi ( 07/12/2005 17:20)
Veloo: mmmmmm mamhay zavatra an! kay ve zany no tetika ahazoana mijery mangina ilay nahatara e! ny ahy aza tsy sahy akory aho manome azy ilay cahier ko! menatra e! fa tsy ratsy aloha e!:-D:-D:-D
diamondra: tena tsy ratsy kosa io e! sady nahazoana tombontsoa ka! za aloha de tsy mba nahafantatra an'io indray an! inona moa fa de adalana lotra no natao ka tsy mba nahay niheritreritra loatra e! nefa na izany aza mba lalao daholo izany rehetra izany ka! dia izao eto daholo izao isika samy mitantara izay fika rehetra , bien kosa e!:-D:-D:-D:-D
112. Herimiafina ( 07/12/2005 21:20)
jennifer2:

za reto henjy be taloha fa zao aho ampianarin'i herimiafina maditsa a!

Otsan,ny te haditsa be miaraka amin-droky njay zah zany fa anadao atsy ambadika atsy, hehehehe:-D:-D:-D:-D

113. jennifer2 ( 08/12/2005 03:28)
andao ary e! hidio tsara ny tsano sao misy mitsikilo.
114. ari.malala ( 08/12/2005 06:56)
za ko t@ terminale mpingitrika cours d nefa ts aiza no mingitrika fa eo @ manodidina eo ihany mandehandeha mividy mofogasy ny ramanonaka bdb zay, d t@ zany 7 mianadahy no mpiaraka d za rery no serie A, d laozanay 7 mianadahy misary adala minana anl'le mofo bdb, fa refa anglais sy francais no maditra fa ra vô math na physik d hendry b ts mifanadala mints ao ampianarana :-D
115. diamondra27 ( 08/12/2005 07:19)
ary le mametraka silgoma ambany sseza na latabatra?

Ary koa le miombona taxi 50francs ndry de raha tsy mahita soratra 50 fmg eny @ akanjo na tanana na fe de mandoa 50fmg an'ilay akama. de azo atao 100F ihany koa,
iny no atao hoe raquette indirecte zany an!

papa sy maman a: jerijero ny ankizy sao misy manoratra an'io eny @ akanjony d'efa kopy nareo zay
116. Fiffi ( 04/01/2006 10:49)
diamondra::-D:-D:-D sohiany aloha fa efa nialehibe de tsy azon'ny sasany akambaina intsony e! :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2247