Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana

61. fiaritiana ( 04/12/2005 00:14)
Fiffi:

fiaritiana: tena milay wa e! ary ndry ve mba nanao an'ity koa ? na ianareo moa izany e! Rehefa hariva ny andro dia maka karazana voninkazo kely fotsiny io an! isan-karaziny dia asiana raviny koa , mandava lavaka tsy dia kely dia atao ao aloha ny ravim-bonikazo dia atao ao daholo izay voninkazo hita rehetra , avy eo saromana "morceau de verre" transparent io an ! dia totofana vovoka na ilay tany avy nandavahana ilay lavaka , tsy andry ery ny ahatongavan'ny maraina , esorina aloha ny vovoka dia jerena evieo , tsara ery izy zany , en fait , ilay condensation @ hafanan'ny tany dia mampisy "goutelette" eo @ ilay fitaratra , ndryyyy tiako ery io lalaoko fahiny io an



tsy dé mpanao an io ndray zà fa tia mambolimboly aminà boitenà yahourt, ohatra oe akotry dé maniry be avy eo, milay a! katsaka ambolena amin ny vazy dé tsy zakany tsony refa avy eo dé arin-dry dadanay fotsiny!

62. jennifer2 ( 04/12/2005 01:05)
Hoy Fiffi:
jennifer2: de le asiana tapak'hazo kely ve hoe eto no misy ny ahy ? markena de indraindray lasan'ny rivotra ilay tapak'hazo de tsy hita intsony we aiza na aiza


Ie, de malahelo be ery fa tsy hita le izy.

hoy herimiafina:
Ny tena reveko de le manisy ranontsavony ao anatin'ny reservoir-na tomobil-n'i dadanay de le mamoaka rivotra amin'ny pneu.
De zahay kou tamin'ny mbola kely an, tsy mety nanao devoara fa aleonay voasazy toy izay manao devoara, rentabla kokoa iny, hehehehe

enao ty tena naditra mihitsy taloha. sao de mbola maditra aza enao @ zao fotoana zao?
63. Herimiafina ( 04/12/2005 01:07)
Inona akia zany maditra ry jennifer? hehehehe:-D:-D
64. dadabe ( 04/12/2005 01:18)
herimiafina > anotanio an'i lery fa ao USA izy e(maditra io a :-D )
65. jennifer2 ( 04/12/2005 01:19)
le manao rap iny re!
66. Herimiafina ( 04/12/2005 01:45)
Ngah maditra any USA ry dadabe?
Ngah ny manao rap maditra ry Jenny?
Tena maditra ve zah zany klé, hay ve zah maditra e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
67. jennifer2 ( 04/12/2005 03:14)
an3, tsy zay manao rap de maditra fa le "maditra" aty USA solon'anarana. Ary kay hainao tsara ihany le atao hoe maditra contrairen'ny hendry koa.
68. pissoa ( 04/12/2005 13:38)
tamin'ny secondaire kou izahay, vavaka no fanombohana ny fianarana. De rehefa histo-geo de kamo be ... de ataon'ny mpitarika lava be le vavaka :oops: :twisted: de asiana hira mihitsy. De ny hira fanao le hoe "ny lanitra mangamanga" ... tezitsa be zany le prof we izany ony ve no hirainay, de ozizy "REPETEZ LA CHANSON" ... de faly ery ny zaza maditsa mamerina an'le hira! de mbola "J'AI DIT, REPETEZ LA CHANSON" ihany ... de mbola naverina ihany. farany de lasa nantsoina ny tale ... de ozy fotsiny ny mpianatra we kou izy no niteny we avereono kou (repetez) :-D:-D
69. fiaritiana ( 04/12/2005 14:31)
milay be ny mieritreritra lé fiainana taloha reny , indraindray tiana ho haverina mihitsy e!
70. dadabe ( 04/12/2005 14:42)
fiaritiana> andao isika2 hamerina manokana ny antsika 2 de tsy atao eo imason'i veloo a:-$:-$
71. Herimiafina ( 04/12/2005 18:49)
Zah kou taloha mpitondra laingo maimbo tany ampianarana de refa le ao anaty cours tsara iny de asina rora kely de hitsahina de avy eo mandeha mivoaka haingana de kosehina amin'ny fasika ny kiraro sao tratra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
72. fiaritiana ( 04/12/2005 19:28)
dadabe:so dé misy Veloo miafina koa tratra eo !

herimiafina::-D:-D:-D:-D
73. Herimiafina ( 04/12/2005 19:32)
De mifindra salle mahintsiny fa tsy azo iainana ao amin'ilay nasian'i herimiafina laingo maimbo.
De mangalatra mifoka sigara any angaboné de tratran-dry frera foana de congé 20 jours indray, hehehe:-D:-D

De refa le examen ireny de mandeha mijerijery ny zaoridiran,ny fianarana fa matetika arina eny ny carbone avy nanaovana ny sujet de jerena eny de mahita sujet alohan'ny examne foan de voalohany foana any ampianarana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
74. fiaritiana ( 04/12/2005 19:42)
ny ahy ndray saika voaroaka tamin ny 3eme fa lé manao grand ménage vac de noel iny dé anakiroa zay nanositra labozia ny tableau iray manontolo ka nony tonga ny fidirana janvier dé tsy nety nandeha mihitsy ny lacraie, teo vao nifampitazatazana fa raha nisy niteny ny anarana dé vita!tsy tao an tsaina koa anie oe inn no vokan io avy eo fa dé natao fotsiny e!fa nisy nanolo-tena nanisy rano mangotraka ihany!
ah! ratsiratsy ihany iny ka.........
75. Herimiafina ( 04/12/2005 19:54)
Tsy ditra anie zany fa tsy fahafantarana fotsiny e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Fa ny ahy njay de le manamboatsa shuriken (kintana ninja) de atoraka eny amin'ny tableau, de feno gôkagôka ny tableau klé.

De ny tablier-ko tamin'izaho seconde de misy croix gamé be signe an'i hitler, de nangalatahaka daholo ny boay kely tany amin'ny premier cycle de rehefa mifanena izahay de manao signe gestapo be hoe Heil Hitler, de farany nosamborina daholo de congé 20 jours tsy mahazo miverina raha tsy miaraka amina tablier vaovao, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
76. Veloo ( 04/12/2005 19:55)
dadabe:twisted:
77. Herimiafina ( 04/12/2005 19:56)
Tratra njay ra-baina be klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
78. fiaritiana ( 04/12/2005 20:13)
dadabe:aza mihetsika fa tratra, zay mihitsy anie lé hatahorako e!

herimiafina:ny anay njay tsy tianay mihitsy ty tablier manarona lohalika ity ka afohezina foana, raikitra ny fisàvana fa mody foana ny tenanay e!
79. Herimiafina ( 04/12/2005 20:22)
De iray kilasy aminay konkou tamin'izany nisy sipa manja kely vedety be izay tao ampianarana, tablier fotsiny no hanaovany ambony hoditra nefa le tablier manify kely de tsongotsongoinay refa mifanena aminay,
De amin'io koa i kala tia mitingitingina eny andavarangana miaraka amin'ilay frera prefet izay, rehefa milahatra ny mpianatra. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
80. fiaritiana ( 04/12/2005 20:24)
ka tsy mitelin drora lé prefet e! fa taiza moa toi no nianatra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7654