Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana

41. Fiffi ( 02/12/2005 12:28)
ny ahy indray tena nandreraka ahy mihintsy ny ankizilahy manainga ny ziponay na ny akanjonay indrindra fa rehefa somary mini ilay izy an! :evil::evil: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
42. Fiffi ( 02/12/2005 12:32)
ilay mi-triche ao am-pianarana koa aloha tena nataoko mihintsy e! rehefa misy contôle iny de atsipy ilay taratasy kely efa vita boule kely iny , ary ilay mandefa taratasy boule kely koa , alana @ tranony ny stylo de tsakona tsara aloha ny taratasy de tsofina anaty tranon'ny stylo ;-);-);-);-)
43. kally ( 02/12/2005 12:32)
15 taona? Andefandefasan'ny ankizy taratasy dia menatra be sady tsy sahy mamaky an'ilay izy dia any an-kabine (sa ao @ "toilettes" no tianareo?) no vakiana dia dorana ohatry ny tsy teo ilay taratasy sady tsy mety mamaly moa ilay ankizy lahy milaza ny hamono tena hono izy raha tsy valiako: adin-tsaina izany an!:roll:
44. fiaritiana ( 02/12/2005 12:38)
milay koa lé amoureuse a!lé taratara amin lé bandy kely tiana ono zany?
45. Fiffi ( 02/12/2005 13:39)
ary ianareo ve mba nanao ireny "cahier de souvenir" ireny ? dia omana ny namana ilay cahier de samy mameno izay tiany ao ry zareo , dia asiana sary sy tononkira iray izay tena tiana indrindra , indrisy fa mila "feuille" indraindray dia rovitina ny analana foana ny cahier de tapitra tsy misy intsony niafarany:-P:-P:-P:-P:-P
46. ravakamalala ( 02/12/2005 13:48)
zay mbola tsisy mpikôty tam zany fa rovitra ba kiraro:-D:-D

ilay cahier de souvenir rehefa jerevana aty aoriana dia ndraindray mahamenatra hoe zao ve ry tonaka ny zavatra nosoratako tao!!!!!!!!
47. pissoa ( 02/12/2005 13:56)
fa tamin\'izany kou zay refa miaraka @ zoky lah eny an-dalana, de misy an\'le bandy mpiantso ireny - le mpanao we pssst ireny e :-D:-D de ozy fona i ranjokilah we tsy pssst zany leisy no anaran\'io ah :evil: :-D:-D

kally> :-D:-D

ari - njy mapme b! nitomany be ve njy sa mandaza any an-trano fotsiny? :-D:-D

Fiffi - tsy we lasa sarin-dah kosa angamba fa mba tsy nanao mini-zipo fotsiny kah :-D:-D
48. Fiffi ( 02/12/2005 16:40)
pissoa: eny fa mba misangisangy ko anie aho e!:-D:-D
ravakamalala: anga tsy loza be koa fa taty aoriana dia naheno ilay hira mba tena tiana natao tao anatin'ilay cahier ,way , mot à mot re zany andrekaiko ooo!!!(ilay hiran'i Mike Brant hoe "ce soir ta robe colle à ma peau de natao hoe " ce soir à l'école Anato):-D:-D:-D:-D:-Dio aloha dia tena tadidiko tsara :-D

49. fiaritiana ( 02/12/2005 19:08)
Fiffi:

ary ianareo ve mba nanao ireny "cahier de souvenir" ireny ? dia omana ny namana ilay cahier de samy mameno izay tiany ao ry zareo , dia asiana sary sy tononkira iray izay tena tiana indrindra , indrisy fa mila "feuille" indraindray dia rovitina ny analana foana ny cahier de tapitra tsy misy intsony niafarany:-P:-P:-P:-P:-P



ny ahy aky ry Fiffi ni-confiscen ny prof tamin zà 5eme a!nilay be zay a! tsy foiko mihitsy sady feno poster tao anatiny, fa nojeren ny ankizy tao am-pianarana dé tratran lé prof, ny ankizy miteny oe andàna mifona fa zà aky lasa a! hatramin zao lé izy mbola any!
50. Herimiafina ( 02/12/2005 21:38)
Zah tamin'ny 15 taona izany, isaky ny mandeha vakansa de taratara amina sipa fona klé, tssss, kel perta klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. Fiffi ( 02/12/2005 22:20)
Herimiafina: ka ianao izany tsy mba mahay miafina ko !:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fiaritiana: tana marina mihintsy io an! way kosa e! ny prof taloha aloha dia tena nasiaka be mihintsy t@ ireny cahier de souvenir ireny e! nefa ny poster tao anatin'ny podium sy salut les copains mivoka isa-kerinandro efa maika sy tsy andry ery ny hivoahany mba anampiana sary ao @ ilay cahier :-D:-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 02/12/2005 22:56)
Ka zah anie hoa ry Fiffi tsy miafina fa le hery ananako no hafenina e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
53. jennifer2 ( 03/12/2005 03:22)
ary misy itovizana dahola zany ny t@ taloha an.

Ary herimiafina zany tena efa hatr@ tanora no tia tsonjo an! sa mbola tanora koa zao?
54. Fiffi ( 03/12/2005 14:08)
jennifer2: ka io anie no ilazana azy hoe taloha e! sy fahazazana raha tsy hoe i dadabe angambany tsy mahita lazaina firy :-D:-D:-D:-D:-D sy nenibe koa moa zany e!
ary ianareo ve bma nanao an'ity ? maka ilay voninkazo "benjamina" de totona ao anty tanana dia atao @ hoho"ongle" moa zany e! de lasa rose kely mahafinaritra
55. fiaritiana ( 03/12/2005 14:19)
ié mpanao an izany mihitsy dé oe vernis mavokely ono zany an!milay aky a!
56. Fiffi ( 03/12/2005 17:41)
fiaritiana: tena milay wa e! ary ndry ve mba nanao an'ity koa ? na ianareo moa izany e! Rehefa hariva ny andro dia maka karazana voninkazo kely fotsiny io an! isan-karaziny dia asiana raviny koa , mandava lavaka tsy dia kely dia atao ao aloha ny ravim-bonikazo dia atao ao daholo izay voninkazo hita rehetra , avy eo saromana "morceau de verre" transparent io an ! dia totofana vovoka na ilay tany avy nandavahana ilay lavaka , tsy andry ery ny ahatongavan'ny maraina , esorina aloha ny vovoka dia jerena evieo , tsara ery izy zany , en fait , ilay condensation @ hafanan'ny tany dia mampisy "goutelette" eo @ ilay fitaratra , ndryyyy tiako ery io lalaoko fahiny io an
57. jennifer2 ( 03/12/2005 18:04)
ny anay le fonona bonbon misy sarisary tsara ireny no ataonay fa tsy voninkazo, de samy mahalala ny toerana misy ny azy daholo.
58. Herimiafina ( 03/12/2005 20:07)
Ny tena reveko de le manisy ranontsavony ao anatin'ny reservoir-na tomobil-n'i dadanay de le mamoaka rivotra amin'ny pneu.
Velesina fehikibo foana isakariva klé, hehehehe:-D:-D
59. Fiffi ( 03/12/2005 20:12)
jennifer2: de le asiana tapak'hazo kely ve hoe eto no misy ny ahy ? markena de indraindray lasan'ny rivotra ilay tapak'hazo de tsy hita intsony we aiza na aiza:-D:-D:-D
herimiafina: zany rehefa be adalana loatra , kay !!! tena narary kosa aloha ilay fehikibo e!
60. Herimiafina ( 03/12/2005 20:24)
De zahay kou tamin'ny mbola kely an, tsy mety nanao devoara fa aleonay voasazy toy izay manao devoara, rentabla kokoa iny, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2931