Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana

81. Herimiafina ( 04/12/2005 20:26)
Mankanesa ao Tana de ze fianarana misy Saint sy Sainte retsaretsa de nisy an'i Herimiafina, ankoatran'ny Saint Gallieni sy Saint Jules Ferry an. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
82. fiaritiana ( 04/12/2005 20:31)
:-D:-D:-D, ka be Saint ao, ary efa niara-nianatra ihany zany sika sy toi raha tao amin ny Saint ao Tana !so dé tao amin ny Saint Rabearivelo?:-D:-D
83. Herimiafina ( 04/12/2005 20:51)
An3, angaha moa i LJJR Saint klé, ary enao ve mahafantatsa anI Totoche prof de maths, hehehehe:-D:-D
84. vale ( 04/12/2005 23:09)
fiffi> t@ 15à18 ans ve? izay mitsoka prof raha vo tara kely 3na5mn fotsiny izy!(tany @ lycée io!)de matetika tratrany eny an-dalana de miara-miverina aminy doly!hihihi
85. vale ( 04/12/2005 23:11)
fiffi> ny passe lettres koa t@ izany nafotaka an!hihi
86. jennifer2 ( 05/12/2005 00:47)
za reto henjy be taloha fa zao aho ampianarin'i herimiafina maditsa a!
87. deghany ( 05/12/2005 13:58)
nenay ndray nefa nifaninana nanjaitra tanana tao am-pianarana!! de any @ farany aorina no mipetraka
88. deghany ( 05/12/2005 13:59)
de ze lasa alou an!!! ze resy de miantoka st claude avy eo!!! hihihihi
89. mamzelkely ( 05/12/2005 14:09)
deghany< degany marina zany klé:-D:-D
90. deghany ( 05/12/2005 14:26)
mamzelkely> kou samy mitatara ny fahatanorany kou!!!!
hehehehe
91. Fiffi ( 05/12/2005 16:01)
vale::-D:*:*:*:*:* ny ahy indray de raha vao tara ny prof tonga mitsoka de lasa manao belote ahahahahaha capo fona le tiaaaaaaaaa :-D:-D:-D:-D
deghany: kayyyy , ny ahy indray rehefa tonga ny fotoana fanjairana io de hadino ny fanjaitra de any @ farany koa mipetraka de mody paingodantelina no ampiseho rehefa mijery ahy ny prof :-D:-D:-D:-D
O ry herimiafina a!! inona ary ity mampianatra an'i jenif manao adalana ity ??:-D:-D:-D:-D:-D:-D
92. Veloo ( 05/12/2005 16:37)
o ty ko misy anankiray, milalao zohera na kanety miaraka @ bandy, maha -defier an-drizalahy mihitsy :-D:-D:-D:-D
93. dadabe ( 05/12/2005 16:50)
kozy ve le??:-w :*
94. Veloo ( 05/12/2005 16:56)
dadabe a ie njy tsy maharesy ahy an :-*:-*:-*
95. dadabe ( 05/12/2005 17:08)
kou tss -ndao hifampikontr le !!ny ahy ny zoerako Bresil,io no tena fanaonay taloha teny fort voyron He he he
96. Veloo ( 05/12/2005 17:11)
:-D:-D:-D tsy aiko njay io zoera bresil io kle :-D:-D:-D njy tsy maharesy ahy @ kanety :P
97. diamondra27 ( 05/12/2005 17:15)
mety le milalao @ taratasy sy stylo io ry veloo a!stylo bleu contre stylo mainty, te manao terrain de foot @ feille de lasa @ zay ny jeu, de ze tonga any @ but no maharesy

98. diamondra27 ( 05/12/2005 17:17)
ary le kilalao tanana sy stylo ve tadidinareo?
apetraka eo ambony latabatra ny tanana de avy eo maka stylode velarina ny ratsatanana de tsinjomina @ stylo ny elakelantanana ary atao haingana, fifaninana io
99. akamatiana ( 05/12/2005 18:10)
:(:( tsy maharaka eeeuuuhhh!!:(
100. jennifer2 ( 05/12/2005 23:25)
akamatiana: mitadiava akia spotnika de arakindry izy avy eo a. Na zavatra hafa haingam-pandeha mety koa.

Fifi a1 aza matahotsa njy fa hiezaka ny ho henjy foana za.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1673