Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana

21. ravakamalala ( 01/12/2005 22:35)
malahelo an ireny taloha ireny aho zany!! ny tena mahafinaritra koa ilay mitaingi tamboho :-D
22. Herimiafina ( 01/12/2005 22:40)
Zahay tsy mahazo fa voafefy ny tanàna fa be mpangala-jaza hono tamin'izany.
Nenah njay ny tena fahafinaretako de ireto avy:
-Mandevina sahona, na manamboatra pyramide de momifier-na le sahona (fonosina lamba de atao anaty savoka miempo), de jerena afaka iray volana.
-Milalao sahona atao miaramila kely de vy masikita ny basy de tsaboina le sahona avy eo raha maratra, de tsipoapoaka koa nampiasaina natao grenady.
-Manamboatra basy fingotra de manao guerre-guerre amin-drazoky de vatokely ny bala de panier à salade ny casque.
-Manamboatra tomobila kapoaka, ary tena izy lay fa tsy le nofa kely ireny an.
-Manamboatra raopilanina taratasy de valala no piloty ao anatin'ilay cabine kely tranona stylo.

Mbola maro fa ireo aloha, hehehehe:-D:-D:-D:-D
23. fijo ( 01/12/2005 22:43)
za 15 taona izany tena le tia mikotrana be.izahay sy ry herytae(namana ato koa) tamin'izany no nanao rol be tao mahajanga.ary tena hoe bruce-lee mihintsy izahay tamin'izany an.tssssss taloha marina kle
24. diamondra27 ( 01/12/2005 23:19)
le mande mitory filazantsara iny @ faritr'Alaotra iny no tena nahafinaritra ahy rehefa vacances, nahitana ny fiainana isankarazany: tao ny mahantra ary tao ny manana ara-materiely io,tena malalaka tokoa fisainana gasy mahay mandray olona,ary midera izany, fa ny tena nahagaga de betsaka no tsy mahalala an'i Jesosy , tsy le eo @ ville akory no nalehanay fa le any ambanivohitra be, de refa anontaniana le olona oe aiza ho aiza no misy an'i ...(anaran-tanàna io) de lazainy hoe ao ambadika kely ao, kay izy ty rehefa naleha tena misy tendrombohitra 3 vao tonga, nefa tsy maninona fa faly nitena nizara zavatra tsy fantan'ilay olona, vokany: nisy niova ho mpino
25. jennifer2 ( 02/12/2005 04:25)
Za t@ 15taona zany mbola be lalao, miara-manao dinnette @ cousinkelinay vo 10 taona, de manao fetifety @ ankizy mitovy taona aminy de ariary roa no fidirana t@ zany. Ny tso-bato sy ny tantara vato moa tsy lazaina intsony. Efa haka bac aza aho mbola be lalao ihany sady tsy tia lehilahy zany fa mitomany raha vo anininiana.
26. lapino ( 02/12/2005 04:47)
jennifer2 < ndao tsika sy njy hanao ze de lastika ary e!
27. pika ( 02/12/2005 05:14)
filalaovana passe à10 sy hand izany
de ehefa sabotsy maraina nikiraosy ,de nanomboka jejojejo kely :-D indrindra mou refa misy mijerijery:-D:-D
28. Fiffi ( 02/12/2005 05:57)
ny ahy koa aloha dia ilay excursion rehefa tonga ny fin d'année scolaire , tena miandry an'io aingana ery de ny mikarakara ny sakafo @ io "riz cantonnais, poulet rotis.
29. Fiffi ( 02/12/2005 05:59)
ny manao dinette aloha tsy ho hadino mihintsy io e! misyilay fatapera kely asiana charbon de tena mahandro vary sy laoka mihintsy an!!! ny saribakoly moa tsy lazaina intsony fa na dia efa feno 16 ans ary aho mbola mandraitra akanjo kely .
30. ari.malala ( 02/12/2005 06:23)
za 15 taona izany mbola mitomany ra adalain'ny ankizilahy, d t@ zany le fataon'ny ankizilahy tany @ CEG le mandefa ttsy kely manadala ankizyvavy, d sady mitomany no manatitra an'iny eny @ prof :-D:-D:-D:-D:-D fa ny kilalao tena nahafinaritra ah t@ zany d manao bandy sy rol miaraka @ ry zandrinay lahy sy ry cousin nay (za rahateo vavy tokana d ts nanana namana afats naman'zandrinay d cousin anay fa ts nanana namana vhv)
31. pissoa ( 02/12/2005 07:10)
ari> :-D:-D
zah 14-15 taona zany mbola bandy kely, satria hatramin'ny kely mihitsy tsy nanao dinette na nilalao saribakoly zany aho, fa tonga de mpanambotra tomobilla briky, de atosika eran'ny tokotany :-D:-D de ny fanaonay kou le manao bandy sy rol, de mitondra impermeable de we zah Zoro :-D:-D
fa avy eo nihalebe de lasa vavivavy totsa ihany ny farany:-D
32. Fiffi ( 02/12/2005 07:49)
pissoa: way ! saika lasa sarindahyve nrinko ? aleo kosa aloha sarindahy toy izao sarimbavy e!:-D:-D:-D
14-15 taona zany aloha aho dia tena mbola tsy mijery tovolahy e! sady le mahamenatra be ko ny mijery couple ,ny tena no menatra nefa ny olona tsy menatra zany! fa ny tena nahafinaritra ahy koa dia rehefa inviten'ny namana annif ! way! ila fikarakarana ny cado kely tena nahafinaritra ery! de hoe misy bal hono any @ra-ann..... dia mangataka autorisation am dada hiany fa mila invitation io an!sao de hoe mandainga manko ;-);-);-);-);-);-);-);-);-);-)
33. ari.malala ( 02/12/2005 08:04)
pissoa, tena mampime b nga le filazako anazy? :-D:-D:-D za r'ikala na 17 taona aza mbola nitomany nadalain'ny ankizy a :-D:-D:-D, fa njy ko mampime ana @ le njy zorro, zorro vavy v? :-D:-D
34. dadabe ( 02/12/2005 09:13)
:Dtara be zah kle ...zah tia manao beloty ,milalao kalesy :D na de efa mpianatra teny @ anjely manotolo aza tena mbola tia milalao tomobilina kely zah ,hatramin'izao kle
35. ericgael ( 02/12/2005 09:42)
Eh ny fahiny, tsy tsaroana marina moa izy reny nefa nandrafitra teo @ fiainana é
Zay t@ mbôla kely teny @ EPP nanosika fiara biriky, tsy laitra mihintsy raha hilalao vovoka :-D:-D:-D
Teny @ CEG ndray dé ny jeux de point sy faritany ary ny fampiadiana stylo no nafotaka efa nijerijery sipa ihany @ 4è sy 3è. :^)
teny @ lycée ndray efa gali bé hi hi hi :°) :°)

36. fiaritiana ( 02/12/2005 11:29)
zà njay tadidiko refa sasàna ny tablier dé feno vato karangana hitorahako lé bandy mikitikitika reny,dé voatenin i neny foana,hamono olona enao a!sady mbola taonan lé miavonavona be
fa refa taty aoriana niova ihany e!sady tsy miavonavona no mba mi-komprn lé situation e!
37. ari.malala ( 02/12/2005 11:30)
hihihi, za ko mpilalao kalesa t@zany kle :-D:-D
38. fiaritiana ( 02/12/2005 11:37)
ny ahy koa ny dinety tsy foiko mihitsy mampilalao lé ankizy kely reny dé manao cotisation kely hividianana sakafo!fa refa tsy tany dago tsony zà dé nalahelo ny ankizy
39. lapino ( 02/12/2005 11:38)
fiaritiana < hihiih njy zany zao efa tsy saro-kitika 'ntsony e! raha mba hitan-jy manko ny rantsantanako ato an! Gili gili gili ... :-D:-D

niverina ho tanora ny tenanay leaza! tsss ... nefa zay mba efa maika ho dadabe koa! :-D
40. fiaritiana ( 02/12/2005 11:49)
lapino:mbola saro-kitika zà fa tsy mitoraka tsony fa alàko moramora zay mi-gligli anà!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2492