Rhema, de ho ny manaraka ve?

1. eprom ( 02/12/2005 05:33)
Taorian'ny Eurd sy ny FPVM de nifanontany ny rehetra hoe iza indray ny manaraka. Re ary izao fa norarana tsy hivavaka ao Andravoahangy intsony ny Rhema. Marihina fa tsy fanakatonana akory izy ity fa fanerena hifindra toerana.
novalian'i ndrena ny 07/12/2005 15:01
2. xxx ( 02/12/2005 05:38)
zany avy ko mapiasa saina.
3. pika ( 02/12/2005 05:41)
mety misy antony angamba????
mety ilain'ny fanjakana ny tany hanitarana lalana oh sa...:roll:
4. eprom ( 02/12/2005 06:10)
Raha ny henoko mantsy de hoe misy tsy mahazaka ny fombam-pivavahana ao ireo mponina manodidina. Izay mihitsy ny mahalasa saina ahy : de eto akaikinay izao misy moske, de azo angatahana amin'ny fanjakana koa ve io ho hafindra na hoe tsy avela hanao ireny le hira fanaony ireny ( ampango hoanina )?
5. xxx ( 02/12/2005 06:14)
à-rema ngamba le pasitera:-w:-w:-w
6. dadabe ( 02/12/2005 06:30)
eprom > zah mino fa mety ho ravan'io fanjakana io izay fivavahana rehetra ivelan'ny FFKM raha izao no mitohy :-w
7. routa ( 02/12/2005 07:07)
eprom> faaa mihinana apango ahoana ndray ary ?:-D:-D:-D:-D:-D
8. pika ( 02/12/2005 08:01)
mba tsy hitenenana ilay ratsy be hoe mihinana :roll::-D
9. pika ( 02/12/2005 08:04)
marina kosa aloha fa tokony halaka ny fivavahana e
saingy indraindray anie misy kosa ny tsy manaja ny hafa e
oh fotsininy izao misy teny akaikinay taloha dia niakatra fkt ny raharaha in 3 isankerinandro no manao alimbavaka ry zareo andavan'andro io a dia mitabataba mampiasa fanamafisampeo nefa ny olona maika hifoha maraina hihasa ny ampitso
10. xxx ( 02/12/2005 10:52)
@n'ny ankapobeny aloha,de efa hatrany amboalohany no tsapa(vao nanomboka ity fitondrana vao2 ty),fa misy fitongilanana,minia tsy mijery ny antokom-pivavahana hafa (na misy aza fanatrehana de zary lasa fomba fotsiny sisa ny an'ny fitondrana,mba tsy hananana hena-maso),nefa ny zava-miseho @n'ireo antokom-pivavahana rehetra tadiavina sy hikarohana ny fomba rehetra hanafoanana azy ireo ve de tsy ahatonga saina sy mahagaga(satria de to hita foana ilay tsikera,raha finoana hafa io an,nefa mba misy ao amin'ny fitantanana ve mba sahy nanakiana fiangonana tatanan'ny FFKM,ndrindra fa ny FJKM,satria ve hoe ireo tsy misy petina)
ekena anie fa hoe misy ny manao ny tsy ara-dalana e,fa de ho izy rehetra aza ve??,zay anie no mampametra-panotaniana hoe f'ahoana ihany izy ity ,
11. Mifenty ( 02/12/2005 12:04)
sekta avaiza ndray klou zany rhema zany e. :-D:-D:-D


Ataovy tsra ny propagandy de refa mba enao no mitondra de zé tinao kou atao fa anao ny fahefana klu mandra-pialany e.


Ny ts1 1 anie dia samy mba manao izay metimety aminy e.
12. Fiffi ( 02/12/2005 12:38)
Misy antony angamba kosa matoa natao an'io e?
13. fiaritiana ( 02/12/2005 12:45)
menamena angamba ny lokon io fiangonana io e!
14. dadabe ( 02/12/2005 15:58)
fiaritiana> :-D:-D :*
15. sonwin ( 02/12/2005 16:52)
he he he :-D
16. routa ( 03/12/2005 03:27)
:?::-w8):(
17. jentilisa ( 03/12/2005 14:05)
Réveil hermeunetique de madagascar avy amin'ny fiainana ao amin'ny Kristy no niparitaka na niely.

ny olana ain'ny dia tsy manana trano fa "mindrana tranon'olona foana. Tahaka ny hoe tsy manana foiben-toerana izy. Trano fianarana no tena ivavahana. Efa norarana anefa ny miangona amin'ny tranom-pianarana sy tranom-piasana!
18. fiaritiana ( 03/12/2005 14:39)
dadabe:

fiaritiana> :-D:-D :*



tsy lany oroka mihitsy dadabe a!sotsa e!
19. Mifenty ( 03/12/2005 16:52)
tao am jules v zany teneninareo zany e.

20. fiaritiana ( 04/12/2005 15:15)
jules iza izany ry fijo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0843