tia sa tsy tia

1. body ( 01/12/2005 16:23)
ahoana no hafantarana fa tena tia anao ny olona iray na mody tia fotsiny?
novalian'i bellla ny 19/04/2006 20:07
2. ravakamalala ( 01/12/2005 16:24)
Amiko matoa mipetraka ny fanontaniana dia tsy tena tia izany lé oul.:cry:
3. ravakamalala ( 01/12/2005 16:25)
satria raha tena tia izy , tonga dia mora fantatra, amin ny fihetsiny, amin ny zavatra lazainy, amin ny fijeriny, amin ny fomba fiakanjony????
4. pipiso ( 01/12/2005 17:10)
raha toa ka tsy sûr kosa ve nefa dé aona no ataony? ary lay fanontaniana io ve mipetraka ho an'ilay olona mpitia sa lay tiavina?
5. fiaritiana ( 01/12/2005 19:50)
amin ny paoziny no tena hahitana oe tia izy sa tsy tia! tonga dé fantatsa bé!
6. Herimiafina ( 01/12/2005 20:45)
body:

ahoana no hafantarana fa tena tia anao ny olona iray na mody tia fotsiny?

Cas mety mitranga: Ny hahafantarana azy de refa tinao le olona de mody tia izy izay fa refa tsy tinao maizina ny fihetsiny de tena tia izy izay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

7. Ragadona ( 01/12/2005 20:58)
Tsy mety anaovana raikipohy ny fihetsika ety ivelany satria mety ho anton javatra maromaro mifamatopatotra no manosika hanao fihetsika iray. Na izany ara misy piste azo arahina ihany, akosteo akaiky foana izy fa tsy maintsy hisy zvtr ho tsikaritra eny foana
8. fijo ( 01/12/2005 23:01)
hozy poopy:"izay tia dia manome tsy misy fetra"ka ny ahy izay manome ahy foana no tiako.
9. diamondra27 ( 01/12/2005 23:48)
fijo ty koa tena mampme an!f'anga misy olona tsy tia zay manome zavatra ho azy?
Mety ho marina ihany zany, refa sendrale vhv mba omenao fanomezana izy de zavatra hafa no nantenainy anao fa tsy iny zavatra nomenao azy iny, kanefa zay no mba takatrao
10. jennifer2 ( 02/12/2005 04:30)
Raha ny an'ny herimiafina zao an, fantatrao le tiany: sakafo, zany mantsy no mba tsy ariny eto> an an an ka, goavy kay, ka raha tia an'i herimiafinareo de omeo goavy tsisy fetra izy. (ataony confiture hono @ zay izy tsy sokirina)
11. pika ( 02/12/2005 05:06)
raha tia @ kilemakelinao izy de tena tia (mahataty saoka hoy ny bandy)
ary ilay hoe izay manome dia tia tandremo sao voafitaka ny vhv fa misy manome firavaka, kiraro, ... hay izy ity hanafenany ny ratsy ataony dia mody tambatambazana
ny manome fitiavana bobaka be tsy mitaky valina nga no izy

ianao irery ihany no afaka mamaly izany fa ianao no ao
12. majakely ( 02/12/2005 08:04)
raha tia de tia ...tsy misy ho ahoana no....????
>>>Tiko fotsiny ianao ,tsy asiana hoe nahoana
13. pika ( 02/12/2005 08:14)
raha tia koa matoky e tsy misy fanontaniana :*
14. fiaritiana ( 02/12/2005 11:56)
raha tia koa izy dé tokony hampiseho fahasarotam-piaro ihany na dé kaely fotsiny aza
15. pika ( 02/12/2005 12:04)
tsy mifankatia koa raha sy miadiady kely
manome tsiro io a avy eo de (l):*:-D
16. fiaritiana ( 02/12/2005 12:39)
pika:marina aky ny anjy a!milay be refa avy miady avy eo!
17. lionbrun2004 ( 02/12/2005 17:29)
Slm daholo . Resa-behivavy izy ity ka tsy zoko andraisana anjara , eny fa na manana ny hambara mihitsy aza zah ...
18. fiaritiana ( 02/12/2005 19:37)
tsy voatery vehivavy no hamaly azy ka, zahay àry mankany amin ny res-dehilahy koa!
19. Herimiafina ( 02/12/2005 22:14)
jennifer2:

Raha ny an'ny herimiafina zao an, fantatrao le tiany: sakafo, zany mantsy no mba tsy ariny eto> an an an ka, goavy kay, ka raha tia an'i herimiafinareo de omeo goavy tsisy fetra izy. (ataony confiture hono @ zay izy tsy sokirina)

:*:*:*:*, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

20. fijo ( 02/12/2005 22:41)
ny ahy izao TIKO i MADAGASIKARA dia izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4481