tia sa tsy tia
21. fiaritiana
(
02/12/2005 22:44)
fijo:ay! toi izany tsara manamarina ary amin lé hafatra vao2 ary oe ny tanora ono tsy tia an i Madagasikara!
25. fiaritiana
(
03/12/2005 14:27)
ty zà ry dadabe a!ary efa tsy hitany tsony amin zao a!ahoana ny hevitry dadabe amin io lohahevitra io?
26. bellla
(
19/04/2006 20:07)
Tandremo ihany ry sipa fa mahay mamitaka reo bandy reo an! misy manao izay hahazoany anao ihany izy avy eo de manova fihetsika indray fa ny fotoana fohy tsy ahalalanao azy mihitsy hoe tena tia anao lery. Aza tonga de miraikiraiky fotsiny ts hina ny anganiny eo, ny faharetan'ny fiarahanareo no ahalalanao azy eny ihany; raha ohatra ka tena tsy manao izay mampalahelo andry izy, matahotra izay andrarandry azy sns.
