fa iza?
1. pissoa
(
24/11/2005 15:44)
Rehefa avy nametraka ny entan'ny Papa tao anaty coffre ony zany ny soferany(S) tany amin'ny aeroport, dia gaga be fa ny Papa(P) mbola eo amin'ny trottoir fa tsy mbola niditra tao amin'ny fiara.
S: Miala tsiny aho- Votre Saintete - tsy aleo ve ianao miditra ao @ fiara amin'izay dia mba afaka mandeha isika.
P: Tsy mba avelan-dry zareo ao Vatican mitondra fiara aho, nefa izaho te hamily, ka asa raha mba avelanao aho androany.
S: Tsia dia tsia Tompoko. Ho voaroaka amin'izany aho, ary raha misy manjo antsika dia inona no ho teneniko.
P: Tsy maninona izany fa hitandrina tsara anie aho e!
Dia nomen'ny S azy izany ny volant - dia lasa i P niditra teo alou, mou i S tao aoriana.
Dia nony tafavoaka ny aeroport amin'izay, dia lasa ny Papa nande mafy be, de matahotra be ilay S ... dia mbola mihamafy ihany ... 170km/h. dia nisy Polisy (PL) manaraka sady mampaneno ny sirene. Dia vao maika ilay S natahotra be fa hoe ho very ny permiany. de nijanona ny Papa - Nony tonga ilay Polisy, dia novohain'ny Papa ny fitaratra. Dia tsy hitan'le polisy izay atao ka lasa izy niantso ny Debany (D) - dia niteny noteneniny hoe ni-arrete limozinn aho nandeha 170.
D: kou inona ny olana? Bouclez-le!!!
PL: tena tsy afaka manao an'zany aho.
D: fa ahoana?
PL: ka olona manan-kaja be no entiny.
D: fa iza izany? ny ben'ny tanana?
PL: mbola ambony koukou.
D: Senatera?
PL: an an, mbola ambony koukou.
D: fa iza no entiny e - ny filoha? teneno ahy!~
PL: angamba Andriamanitra ...
D: Andriamanitra??? ahoana kou izany?
PL: ka ny Papa no mpamiliny kou
Ialana tsiny fa lava loatra

novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:09
7. pissoa
(
25/11/2005 06:09)
tsy azon'i dadabe ilay izy :-D
ozy ilay polisy hoe angamba Andriamanitra no entiny satria ny Papa no sofera! de mihomeheza am'zay :-D :-D

8. ari.malala
(
25/11/2005 06:33)
:-D:-D:-D:-Dmisaotra aky ry pissoa fa vao naika hieritreeritra ny handika an'io mints za hay ny andry no tong aloha:-D:-D:-D:-D
13. Mariano
(
25/11/2005 11:38)
O ry Pissoa mba mahita zavatra koa indry ty an, tena mihomehy irery eto mijery azy, misaotra e e e e
17. pissoa
(
25/11/2005 13:04)
ari. tsy meme ky zah fa mba mitsikitsika ah
fa biiizzzzz mamy be ary ho wanjy eh :-* :-* :-* :-* :-* :-*
Mariano, tsy mihomehy irery ianao kah, ireo namana be de be reo kou mihomehy daholo