Hitady hira

1. ilvolo ( 24/11/2005 22:03)
Salam daholo,
Sao de mba misy manana tononkiran'i jaky :"Avy zah marĂ´" azafady.Misaotra .
novalian'i McFy ny 20/12/2005 11:15
2. hesham ( 24/11/2005 23:17)
mbola tsy henoko io anarana mpihira io fa raha tsy zany dia mba nampiko toi.
3. Herimiafina ( 25/11/2005 18:59)
Jaky ve de tsy hain'i toi ry hesham? Bandy mitovitovy endrika aminah izay i nedala, hehehe:-D:-D
4. Lejim ( 01/12/2005 19:12)
herimiafina> Possible ilay fitovian'lery endrika amin'la izay mihitsy no tsy mampalaza an'lery. lol, mivaza lesy zah ah, Peace ihany!
5. Herimiafina ( 01/12/2005 19:21)
Koboko kah, le malaza konkou netsy de favy lotsa e, le manana style sy public cible milay no tena dor. Siks ary e, hehehehe:-D:-D:-D
6. sis ( 13/12/2005 11:24)
Salut daholo e!e!azafady sao mba misy manana ny dika hiran'i Voahangy ny safidiko iny fa tena mba ilaiko
OK daholo e!e!e!
7. sis ( 13/12/2005 11:33)
Salut daholo e!e!azafady sao mba misy manana ny dika hiran'i Voahangy ny safidiko iny fa tena mba ilaiko
OK daholo e!e!e!
8. mimiso ( 14/12/2005 15:41)
Voahangin'i Sakelidalana ve hihihi:-D:-D:-D
9. ilvolo ( 14/12/2005 16:43)
Zay ane le maba masosotra e!
hiran'i Jaky no mba angatahako de la mivadika resaka hafa le izy.
Refa tsy manana an'izay mba angatahako de tokony tsy mamalimaly fahatany eo.
10. McFy ( 20/12/2005 11:15)
Sis, jereo ty rohy manaraka ity ho an'i Voahangy http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=97
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733