pilule!

1. xxx ( 24/11/2005 20:47)
misy fiantraikany ve ny pilule eo amin ny vatan ny vehivavy na zay mampiasa azy??
novalian'i peta ny 05/01/2006 11:35
2. kally ( 24/11/2005 21:01)
Ie! manakana azy tsy hiteratera-poana hono, sa diso izany?
3. xxx ( 24/11/2005 21:37)
eny e fa ny voka-dratsiny no hanontaniako
4. fijo ( 24/11/2005 23:42)
maha be vody,dia mety hampatavy koa.de inona koa re????
mba lazao moa kia bla an
5. cutie ( 25/11/2005 03:57)
mampatavy koa no efa henoko
6. fijo ( 25/11/2005 05:27)
ary le sokatry ve tsy mbola henondry?
7. cutie ( 25/11/2005 05:35)
an3 ry fijo a :-D
8. pika ( 25/11/2005 06:51)
maha kizitina kely hono
ary mety mampihena ny ..... koa ve :-D
9. watafon ( 25/11/2005 10:29)
Inona ry pika ? aza menamenatra fa lazao e?:-D:-D misy fiantraikany tokoa k (effets secondaires ) ! fa ny voka-tsoa entiny no manan-danaja kokoa !
10. aliotsy ( 25/11/2005 13:49)
makarary andoha, mandany vola manao prise de sang matetika sy manao frotti, mandany vola mividy pillule mampiakatra tension
11. xxx ( 25/11/2005 14:36)
ary ny vazaha no tena mpampiasa an reny a! sa ahoana ozy nareo?
12. kally ( 25/11/2005 15:07)
fijo:

maha be vody,dia mety hampatavy koa.de inona koa re????
mba lazao moa kia bla an


Maha be tratra koa hoe hono hono izany a! dia maha be tension hoe dia inona koa moa? Androky tia vehivavy io moa ry Fijo mba tanisao izay fiovàn'ny zavavy tany fa inona ary ity?
13. Herimiafina ( 25/11/2005 16:10)
Tsy vitan'ny matavy fa lasa vondrambondraka mihintsakontsana be e. Viande ladre, hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. Mifenty ( 25/11/2005 16:41)
ôtsaotsany mampa lasa parano kou le izy kou.

isaky ny adino na mifamadika le izy de lasa paranoiaka tampoka le sipa aveo.


atôvy tsara kou...
15. kally ( 25/11/2005 18:08)
Nisy fikarohana natao farany nanaporofoana fa mora voan'ny cancer kokoa ny vehivavy mampiasa "fanabeazana haizana". Ary io dia tadidio fa misy fiantraikany ratsy foana ny zavatra atao tsy mifanaraka @ lalàn'ny natiora.
16. Herimiafina ( 25/11/2005 18:13)
Fa le minana pilula reny kalongany aza atao mifanena amin'i herimiafina fa tonga de kakikakeriny fa matavitavy kely mahafatifaty klé, hehehehe :-D :-D
17. booboo ( 25/11/2005 20:31)
refa tsy zaka lay pilule dia zay izy vao misy fihatraikany any @ vatanao. Rehefa mifanaraka @ toe-batanao izy dia tsy mihangôza ny vody, tsy mihangoza ny nono sy ny tariny zay mety fahenonao momba ny pilules.
Ny resaka cancers ndray dé zà zany isan'ny possible ho voa atsy ho atsy satria sous traitement hormonal noho ny antony ara-pahasalamana saika nihatra taman'aina. Tsy hitsabo tena gli, hitsabo tena gli ?


18. Herimiafina ( 25/11/2005 20:34)
Njy zao ry booboo tena mahafatifaty kely mahintsiny an, hehehehehe :-D:-D
19. fijo ( 25/11/2005 20:51)
kally tia sipa akory taiza indray ary za e,androky wa de tena tssss
20. Herimiafina ( 25/11/2005 22:38)
Saika adinoko: de mampisanasana be kou kay ny pillule klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3351