pilule!

21. fijo ( 26/11/2005 05:27)
ahoana indray izany le?????izany ve tsy mampa te hiditra
22. Herimiafina ( 26/11/2005 05:34)
Mampisanasana tsisy frein tsony tsisy kaly vitesy tonga de gorobaka, hehehe:-D
23. pika ( 26/11/2005 06:17)
ka ho an'ny ankamaroan'ny olona aza inona no mety aminy hanao terabitro sa hanapitsoka foana sa hanao fanabeazanaizana e
:-D:-D
24. Herimiafina ( 26/11/2005 06:24)
pika:

ka ho an'ny ankamaroan'ny olona aza inona no mety aminy hanao terabitro sa hanapitsoka foana sa hanao fanabeazanaizana e
:-D:-D

Samy tsisy mety, tsy manao tsotra izao, hehehehehe:-D=))=))=))

25. fameusecousine ( 26/11/2005 07:25)
ie tsy manao de tsy mivaky loha @ izany pilule zany ehhh=))=))=))
26. xxx ( 26/11/2005 14:23)
isika anie olombelona e! tsy maintsy manana envie ka ahoana no terena hoe tsy manao fotsiny, c facile de le dire an! fa rehefa mahita an le zavatra mitsangana de raikitra io e! raikitra io e!:-D:-D
27. Herimiafina ( 26/11/2005 17:53)
Aoka amin'izay ny vazivazy ry zareo fa sao mahatezitra olona eo an.
Izao an: "ny pillule de marina fa misy effet segondera, fa saingy efa nihena be izany amin'izao fotoana izao satria mivoatra ny fikarohana momba an'io".
Ny pillule taloha no tena mitarika ireo effets segondera voatanisa rehetra ireo.

Amin'izao fotoana izao dia efa nivoatra izany, resaka "formulation" (paoziny) sy synthèse chimique (principe hormonal actif, sns)io.

Maika moa fa miampy ny fanarahan'ny dokotera maso, de tsy tokony hisy hatahorana intsony.

Noho izany raha haka pillule ianao de manatona aloha dokotera fa tsy ohanina fotsiny amin'izao ohatry ny minambary akory izy ity.
28. booboo ( 26/11/2005 18:50)
eka ouz
29. Mifenty ( 27/11/2005 13:39)
na ny vary koa aza misy efé segondera kou.

Ozy bobooo
"minana maty, tsy minana gli"

donky, pilule ou pas pilule, zé mafinaritra anao atao e
30. dadabe ( 28/11/2005 08:05)
resaka pilule !!!:-w
mampatavy hono io de zay...
anjekaky oo:miam:
31. Veloo ( 29/11/2005 19:20)
nareo angaha tsy mahita ny avantage-ny mihitsy? Ny marary kibo lava dia afaka amin'io, ny manana periode lava be dia lasa fohy kely sisa 2 a 3 jours... misy mahatsara azy mila mailoka fotsiny rehefa maka azy tsy manao be tension dikan'izany tsy miary tory alina be sy mihinana hena (viande rouge) be....
32. pika ( 30/11/2005 09:58)
tsy tsara ho an'ny vhv mifoka sigara, manana aretina @ tosindra, mihoatra ny 35 taona,...
ka ilay torohevitra ery ambony no mety hoe manatona dokotera fa tsy mihinankinampoana
:wink:
33. Veloo ( 30/11/2005 20:18)
zay mihitsy pika a:-*
34. fijo ( 30/11/2005 21:32)
aza mihinana ry sipa an.
35. xxx ( 30/11/2005 21:37)
ka raha bevohoka ny jo de ahoana ry fijo a!
36. fijo ( 30/11/2005 21:39)
de esory ko
37. Mael ( 01/12/2005 08:54)
kouiii ary noheveriko fa pile radio ity ohan'ireto8O8O hay ilay tsy mampiteraka irony:lol::lol:.
fa inona avy lo le karazany é, nu ahy izao no mba fantatsso de le pil36h , le ohanina rehefa avy manao filaisana iny:cry::cry::cry:
38. pika ( 01/12/2005 13:48)
mora2 ery izany ry fijo a
mety impiry hansitra izany nareo?????
39. ravakamalala ( 01/12/2005 14:14)
fijo > mora ny fiainana ao amin ny magasin M an!!! morammora ery ilay hoe esorina satria tsy ianao marina no manao azy, "meurtre prémédité" zany

ity ny pilule tsara indrindra, tsisy atahorana : "abstinence" ny anarany.:wink:
40. watafon ( 01/12/2005 14:18)
famintinana tsotsotra e:
- avantages :La pilule régularise le cycle, réduit le flux menstruel, diminue l'acné, offre une protection contre certains cancers et est complètement réversible (dès qu'une femme arrête de prendre la pilule, son corps retrouve son cycle normal).
-désavantages : La pilule ne vous protège pas contre les IST(infections sexuellement transmissibles) et elle peut causer quelques effets secondaires, notamment le saignement irrégulier, la sensibilité des seins, un gain pondéral, les maux de tête et les nausées. Toutefois, ces effets secondaires disparaissent le plus souvent après quelques mois. Dans les rares cas où ils ne disparaissent pas, vous devriez consulter votre médecin.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084