pilule!

41. Veloo ( 01/12/2005 17:28)
dokotera watafon a tsisy teny gasy angaha retsy? :-D:-D:-D:-D
itanareo marina ny lazaiko za ko angamba mety ho dokotera o???? atsasany an :-D:-D:-D:-D
42. fijo ( 01/12/2005 22:09)
ravaka an ka atao inona tazomina ao ary,revy no atao fa tsy mila zaza ko
43. ravakamalala ( 01/12/2005 22:21)
Dia mampiasà "satroka"
44. Herimiafina ( 01/12/2005 22:23)
Tsy manao tsotra izao kou no tena solution favy indrindra, hehehe:-D:-D:-D:-D
45. ravakamalala ( 01/12/2005 22:27)
zay wa, ka io ilay pilule teneniko : "abstinence".

Azo resena ry reto ny filana a! mieritreritra fotsiny ianao hoe : ho faly be amin ny tenako aho rehefa avy eo raha toa ka mahavita mandresy io fakam panahy io!! andramo anie e!:wink:
46. Herimiafina ( 01/12/2005 22:30)
Non raha miheritreritra fotsiny tsy vita, fa tokony haneno kalongany ny micro-ondy hoe mafana ny kaly, na maneno ny lafaoro hoe masaka le poulet roti de jereo tsara fa raha ramaka le olona de ny sakafo kalongany no henjehiny voalohany, de refa avy misakafo izy de efa niova hevitra le anakiray de tsy manao intsony injay, hehehehe:-D:-D:-D:-D
47. ravakamalala ( 01/12/2005 22:37)
peché de gourmandise!!
48. fijo ( 01/12/2005 22:56)
aiza kosa no hoe tsy hanao le????nefa moa za virja ka tsy haiko e
49. pika ( 02/12/2005 05:36)
nefa moa za virja ka tsy haiko e

:-D:-D:-D@ zao vanimpotoana izao sady lhl
sampona enao izany kou:-D
50. watafon ( 02/12/2005 07:04)
veloo: misy teny gasy any fa lany e! tsy izany fa sahirana be za mandika azy d tonga d nalefako fotsiny !
51. ari.malala ( 02/12/2005 07:35)
fijo:

aiza kosa no hoe tsy hanao le????nefa moa za virja ka tsy haiko e



miampanga tena fa tia manao an :-D:-D:-D:-D:-D
52. ravakamalala ( 02/12/2005 11:19)
ari.malala > voalazanao. raisim potsiny ianao ry fijo fa tandremo :lol:
53. watafon ( 02/12/2005 11:22)
fijo:

aiza kosa no hoe tsy hanao le????nefa moa za virja ka tsy haiko e
:-D:-D:-D tsy mifanohitra v zany ambaran'là zany lesy ?:-D


54. Veloo ( 02/12/2005 16:09)
wata io anie manondrana e :-D:-D:-D
55. fijo ( 02/12/2005 22:04)
ka za anie mba misolovava ireo mpanao e.nareo ko.tsssss
56. watafon ( 03/12/2005 05:23)
fijo eny indray ary fa tsy maninona e!
57. tsingy ( 05/12/2005 12:32)
Ny pilule d tsy tsara ho antsika vehivavy fa ny vokany d ny hoe marary andoha lava mandoa , mihangeza na mihakely koa, fanipanina matetika ary ty no tena grave, ny fampiasana izy ireny tsy miato no mahatonga ny fibrome na ny kyste de l'ovaire ny reniko no natao izany vao 3 tona lasa izay fa grave an.TANDREMO.fa ny tena afficace sady tsisy effet akia d ny fakana temperature isaky ny maraina vo mifo ka raha vo miakatra na kely aza d mampiasa fimailo otrany tsy teo.
58. fijo ( 14/12/2005 21:47)
tsingy efa maika ve mbola nde haka hafanana indray aloha????fa tsy avy dia tsapaina naturaly any aloha?sa???????
59. watafon ( 15/12/2005 04:11)
fijo sady ny tanana ange thermometre natoraly e!:-D:-D
60. Veloo ( 15/12/2005 17:22)
fa ahona no tsy maintsy jerena ny temperatiora kle? mampininn azy zany ry wata?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3203